An-Naba · 18/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
يَوْمَ يُنفَخُ فِي الصُّورِ فَتَأْتُونَ أَفْوَاجًا ۝١٨
Yauma yun fakhu fis-soori fataa toona afwaaja
📖 Dikany Malagasy
Ilay andro hitsofana ny anjomara ka hahatongavanareo amin'ny andiany maro.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 16-20 — Surah An-Naba

16وَجَنَّاتٍ أَلْفَافًا
Sy ireo saha mahate ho tia.
17إِنَّ يَوْمَ الْفَصْلِ كَانَ مِيقَاتًا
Eny! Efa voafaritra ny andron'ny fitsarana.
18يَوْمَ يُنفَخُ فِي الصُّورِ فَتَأْتُونَ أَفْوَاجًا
Ilay andro hitsofana ny anjomara ka hahatongavanareo amin'ny andiany maro.
19وَفُتِحَتِ السَّمَاءُ فَكَانَتْ أَبْوَابًا
Ary ho sokafana ny lanitra ka hisian'ireo varavarana maro.
20وَسُيِّرَتِ الْجِبَالُ فَكَانَتْ سَرَابًا
Ary hihetsika ireo tendrombohitra ka lasa hanana endrika mamitaka ny maso.
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
18Andininy

Fandikana — An-Naba 18

Surah An-Naba Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ilay andro hitsofana ny anjomara ka hahatongavanareo amin'ny andiany maro.

Surah Andininy 18/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers