An-Naba · 17/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
إِنَّ يَوْمَ الْفَصْلِ كَانَ مِيقَاتًا ۝١٧
Inna yaumal-fasli kana miqaata
📖 Dikany Malagasy
Eny! Efa voafaritra ny andron'ny fitsarana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-19 — Surah An-Naba

15لِّنُخْرِجَ بِهِ حَبًّا وَنَبَاتًا
Mba hampitsiriako amin'ny alalan'izany ireo voa mahavelona sy zava-maniry isan-karazany.
16وَجَنَّاتٍ أَلْفَافًا
Sy ireo saha mahate ho tia.
17إِنَّ يَوْمَ الْفَصْلِ كَانَ مِيقَاتًا
Eny! Efa voafaritra ny andron'ny fitsarana.
18يَوْمَ يُنفَخُ فِي الصُّورِ فَتَأْتُونَ أَفْوَاجًا
Ilay andro hitsofana ny anjomara ka hahatongavanareo amin'ny andiany maro.
19وَفُتِحَتِ السَّمَاءُ فَكَانَتْ أَبْوَابًا
Ary ho sokafana ny lanitra ka hisian'ireo varavarana maro.
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — An-Naba 17

Surah An-Naba Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Eny! Efa voafaritra ny andron'ny fitsarana.

Surah Andininy 17/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers