An-Naba · 6/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
أَلَمْ نَجْعَلِ الْأَرْضَ مِهَادًا ۝٦
Alam naj`alil arda mihaa da
📖 Dikany Malagasy
Moa ve tsy nataoko ho toeram-pialan-tsasatra ny tany?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 4-8 — Surah An-Naba

4كَلَّا سَيَعْلَمُونَ
Tsia! Mbola ho fantatr'izy ireo.
5ثُمَّ كَلَّا سَيَعْلَمُونَ
Tsia! Mbola ho fantatr'izy ireo marimarina tokoa.
6أَلَمْ نَجْعَلِ الْأَرْضَ مِهَادًا
Moa ve tsy nataoko ho toeram-pialan-tsasatra ny tany?
7وَالْجِبَالَ أَوْتَادًا
Ary ireo tendrombohitra ho toy ny andry iankinany?
8وَخَلَقْنَاكُمْ أَزْوَاجًا
Ary nohariako ho lahy sy vavy ianareo.
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — An-Naba 6

Surah An-Naba Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve tsy nataoko ho toeram-pialan-tsasatra ny tany?

Surah Andininy 6/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers