An-Naba · 7/40
Fandikana Fanononana — An-Naba
وَالْجِبَالَ أَوْتَادًا ۝٧
Wal jibaala au taada
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo tendrombohitra ho toy ny andry iankinany?

🎧 Henoy


📜 Andininy 5-9 — An-Naba

5ثُمَّ كَلَّا سَيَعْلَمُونَ
Tsia! Mbola ho fantatr'izy ireo marimarina tokoa.
6أَلَمْ نَجْعَلِ الْأَرْضَ مِهَادًا
Moa ve tsy nataoko ho toeram-pialan-tsasatra ny tany?
7وَالْجِبَالَ أَوْتَادًا
Ary ireo tendrombohitra ho toy ny andry iankinany?
8وَخَلَقْنَاكُمْ أَزْوَاجًا
Ary nohariako ho lahy sy vavy ianareo.
9وَجَعَلْنَا نَوْمَكُمْ سُبَاتًا
Ary nataoko ho fialan-tsasatra ho anareo ny torimasonareo.
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — An-Naba 7

Surah An-Naba Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo tendrombohitra ho toy ny andry iankinany?

Surah Andininy 7/40 — An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Naba Henoy, An-Naba Fandikana, An-Naba mp3, An-Naba pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers