Al-Mutaffifin · 19/36
Fandikana Fanononana — Surah Al-Mutaffifin
وَمَا أَدْرَاكَ مَا عِلِّيُّونَ ۝١٩
Wa maaa adraaka maa `Illiyyoon
📖 Dikany Malagasy
Moa ve fantatrao izany takelaka misy ny olon'ny paradisa izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 17-21 — Surah Al-Mutaffifin

17ثُمَّ يُقَالُ هَٰذَا الَّذِي كُنتُم بِهِ تُكَذِّبُونَ
Rehefa izany dia hambara amin'izy ireo hoe: "io ary ilay zavatra nolavinareo".
18كَلَّا إِنَّ كِتَابَ الْأَبْرَارِ لَفِي عِلِّيِّينَ
Tsia! Fa ireo feno fankatoavana an'I Allah kosa dia voasoratra ao anatin'ny takelaka misy ny olon'ny Paradisa.
19وَمَا أَدْرَاكَ مَا عِلِّيُّونَ
Moa ve fantatrao izany takelaka misy ny olon'ny paradisa izany.
20كِتَابٌ مَّرْقُومٌ
Boky efa voasoratra.
21يَشْهَدُهُ الْمُقَرَّبُونَ
Ho vavolombelona ny amin'izay ireo anjely.
Al-MutaffifinFizahan-takila Koraña
36Andininy
MeccanRevelation
19Andininy

Fandikana — Al-Mutaffifin 19

Surah Al-Mutaffifin Andininy 19 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve fantatrao izany takelaka misy ny olon'ny paradisa izany.

Surah Andininy 19/36 — Surah Al-Mutaffifin المطففين (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Mutaffifin Henoy, Surah Al-Mutaffifin Fandikana, Surah Al-Mutaffifin mp3, Surah Al-Mutaffifin pdf. Andininy 17–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers