Al-Mutaffifin · 2/36
Fandikana Fanononana — Surah Al-Mutaffifin
الَّذِينَ إِذَا اكْتَالُوا عَلَى النَّاسِ يَسْتَوْفُونَ ۝٢
Allazeena izak taaloo `alan naasi yastawfoon
📖 Dikany Malagasy
dia ireo, izay mitaky fahamarinam-pamàrana rehefa mampamàtra hoan'ny tenan'izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-4 — Surah Al-Mutaffifin

1وَيْلٌ لِّلْمُطَفِّفِينَ
Loza ho an'ireo mpisoloky,
2الَّذِينَ إِذَا اكْتَالُوا عَلَى النَّاسِ يَسْتَوْفُونَ
dia ireo, izay mitaky fahamarinam-pamàrana rehefa mampamàtra hoan'ny tenan'izy ireo.
3وَإِذَا كَالُوهُمْ أَو وَّزَنُوهُمْ يُخْسِرُونَ
Ary rehefa mamàtra, na mandanja hoan'ny hafa kosa dia mangalatra!
4أَلَا يَظُنُّ أُولَٰئِكَ أَنَّهُم مَّبْعُوثُونَ
Moa ve tsy mihevitra izy ireo fa hatsangana amin'ny maty?
Al-MutaffifinFizahan-takila Koraña
36Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Al-Mutaffifin 2

Surah Al-Mutaffifin Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : dia ireo, izay mitaky fahamarinam-pamàrana rehefa mampamàtra hoan'ny tenan'izy ireo.

Surah Andininy 2/36 — Surah Al-Mutaffifin المطففين (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Mutaffifin Henoy, Surah Al-Mutaffifin Fandikana, Surah Al-Mutaffifin mp3, Surah Al-Mutaffifin pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers