Al-A'la · 17/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'la
وَالْآخِرَةُ خَيْرٌ وَأَبْقَىٰ ۝١٧
Wal Aakhiratu khairunw wa abqaa
📖 Dikany Malagasy
kanefa ny fiainana any ankoatra dia tsara lavitra no mandrakizay.

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-19 — Surah Al-A'la

15وَذَكَرَ اسْمَ رَبِّهِ فَصَلَّىٰ
sy nahatsiaro ny anaran'ny Tompony ka nivavaka,
16بَلْ تُؤْثِرُونَ الْحَيَاةَ الدُّنْيَا
nefa indrisy! Ankafizinareo kokoa ny fiainana ety an-tany,
17وَالْآخِرَةُ خَيْرٌ وَأَبْقَىٰ
kanefa ny fiainana any ankoatra dia tsara lavitra no mandrakizay.
18إِنَّ هَٰذَا لَفِي الصُّحُفِ الْأُولَىٰ
Izany rehetra efa voalaza tamin’ireo rakitsoratra Masina teo aloha,
19صُحُفِ إِبْرَاهِيمَ وَمُوسَىٰ
dia ny rakitsoratr’i Abrahama sy ny an’i Mosesy
Al-A'laFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — Al-A'la 17

Surah Al-A'la Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : kanefa ny fiainana any ankoatra dia tsara lavitra no mandrakizay.

Surah Andininy 17/19 — Surah Al-A'la الأعلى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'la Henoy, Surah Al-A'la Fandikana, Surah Al-A'la mp3, Surah Al-A'la pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers