Al-A'la · 16/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'la
بَلْ تُؤْثِرُونَ الْحَيَاةَ الدُّنْيَا ۝١٦
Bal tu`siroonal hayaatad dunyaa
📖 Dikany Malagasy
nefa indrisy! Ankafizinareo kokoa ny fiainana ety an-tany,

🎧 Henoy


📜 Andininy 14-18 — Surah Al-A'la

14قَدْ أَفْلَحَ مَن تَزَكَّىٰ
Nahazo fandresena tokoa izay manadio ny tenany,
15وَذَكَرَ اسْمَ رَبِّهِ فَصَلَّىٰ
sy nahatsiaro ny anaran'ny Tompony ka nivavaka,
16بَلْ تُؤْثِرُونَ الْحَيَاةَ الدُّنْيَا
nefa indrisy! Ankafizinareo kokoa ny fiainana ety an-tany,
17وَالْآخِرَةُ خَيْرٌ وَأَبْقَىٰ
kanefa ny fiainana any ankoatra dia tsara lavitra no mandrakizay.
18إِنَّ هَٰذَا لَفِي الصُّحُفِ الْأُولَىٰ
Izany rehetra efa voalaza tamin’ireo rakitsoratra Masina teo aloha,
Al-A'laFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
16Andininy

Fandikana — Al-A'la 16

Surah Al-A'la Andininy 16 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : nefa indrisy! Ankafizinareo kokoa ny fiainana ety an-tany,

Surah Andininy 16/19 — Surah Al-A'la الأعلى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'la Henoy, Surah Al-A'la Fandikana, Surah Al-A'la mp3, Surah Al-A'la pdf. Andininy 14–18. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers