Al-Fajr · 21/30
Fandikana Fanononana — Al-Fajr
كَلَّا إِذَا دُكَّتِ الْأَرْضُ دَكًّا دَكًّا ۝٢١
Kallaaa izaaa dukkatil ardu dakkan dakka
📖 Dikany Malagasy
Tsia ! Rehefa montsana ka hihorohoro araka izay tsy izy ny tany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 19-23 — Al-Fajr

19وَتَأْكُلُونَ التُّرَاثَ أَكْلًا لَّمًّا
Fa manao ampihi-mamba ny lovan'ireo kamboty.
20وَتُحِبُّونَ الْمَالَ حُبًّا جَمًّا
Tena tia harena diso tafahoatra ianareo !
21كَلَّا إِذَا دُكَّتِ الْأَرْضُ دَكًّا دَكًّا
Tsia ! Rehefa montsana ka hihorohoro araka izay tsy izy ny tany.
22وَجَاءَ رَبُّكَ وَالْمَلَكُ صَفًّا صَفًّا
ary ho tonga ny Tomponao sy ireo anjely hitandahatra,
23وَجِيءَ يَوْمَئِذٍ بِجَهَنَّمَ ۚ يَوْمَئِذٍ يَتَذَكَّرُ الْإِنسَانُ وَأَنَّىٰ لَهُ الذِّكْرَىٰ
koa amin'izany andro izany dia haseho ny Afobe, dia ilay andro izay hahatsiarovan'ny olombelona, nefa inona intsony moa no ilany ny fahatsiarovana amin'izany fotoana izany ?
Al-FajrFizahan-takila Koraña
30Andininy
MeccanRevelation
21Andininy

Fandikana — Al-Fajr 21

Surah Al-Fajr Andininy 21 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsia ! Rehefa montsana ka hihorohoro araka izay tsy izy…

Surah Andininy 21/30 — Al-Fajr الفجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Fajr Henoy, Al-Fajr Fandikana, Al-Fajr mp3, Al-Fajr pdf. Andininy 19–23. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers