Al-Layl · 8/21
Fandikana Fanononana — Surah Al-Layl
وَأَمَّا مَن بَخِلَ وَاسْتَغْنَىٰ ۝٨
Wa ammaa mam bakhila wastaghnaa
📖 Dikany Malagasy
Fa ho an'ireo izay kahihitra sy miseho ho mahavita tena kosa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 6-10 — Surah Al-Layl

6وَصَدَّقَ بِالْحُسْنَىٰ
Ary manamarina ny fisian'ny valisoa tsara indrindra.
7فَسَنُيَسِّرُهُ لِلْيُسْرَىٰ
Ary ho amorako ho azy ireo ny lalana mankany amin'ny fahamorana.
8وَأَمَّا مَن بَخِلَ وَاسْتَغْنَىٰ
Fa ho an'ireo izay kahihitra sy miseho ho mahavita tena kosa.
9وَكَذَّبَ بِالْحُسْنَىٰ
Ary mandà ny fisian'ny valisoa tsara indrindra,
10فَسَنُيَسِّرُهُ لِلْعُسْرَىٰ
Dia ho amorako ho azy ireo ny lalana mankany amin'ny fahasarotana.
Al-LaylFizahan-takila Koraña
21Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — Al-Layl 8

Surah Al-Layl Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa ho an'ireo izay kahihitra sy miseho ho mahavita tena…

Surah Andininy 8/21 — Surah Al-Layl الليل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Layl Henoy, Surah Al-Layl Fandikana, Surah Al-Layl mp3, Surah Al-Layl pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers