Yunosy · 42/109
Fandikana Fanononana — Surah Yunosy
وَمِنْهُم مَّن يَسْتَمِعُونَ إِلَيْكَ ۚ أَفَأَنتَ تُسْمِعُ الصُّمَّ وَلَوْ كَانُوا لَا يَعْقِلُونَ ۝٤٢
Wa minhum mai yastami`oona iliak; afa anta tusmi`us summa wa law kaanoo la ya`qiloon
📖 Dikany Malagasy
Ary misy amin’izy ireo izay mihaino Anao. Moa ve Ianao afaka mampaheno ireo marenina na dia tsy misaina aza izy ireo ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 40-44 — Surah Yunosy

40وَمِنْهُم مَّن يُؤْمِنُ بِهِ وَمِنْهُم مَّن لَّا يُؤْمِنُ بِهِ ۚ وَرَبُّكَ أَعْلَمُ بِالْمُفْسِدِينَ
Ary misy amin’izy ireo izay mino izany nefa misy ihany koa izay tsy mino izany. Ary ny Tomponao no tena mahalala ireo izay mpanao asa fanimbana.
41وَإِن كَذَّبُوكَ فَقُل لِّي عَمَلِي وَلَكُمْ عَمَلُكُمْ ۖ أَنتُم بَرِيئُونَ مِمَّا أَعْمَلُ وَأَنَا بَرِيءٌ مِّمَّا تَعْمَلُونَ
Ary raha manao Anao ho mpadainga izy ireo dia lazao fa hoe : " Ahy ny asako ary ho Anareo ny asanareo. Ianareo dia tsy tompon’andraikitra amin’ny asa izay Ataoko ary Izaho dia manalavitra Anareo amin’ny asa izay Ataonareo.
42وَمِنْهُم مَّن يَسْتَمِعُونَ إِلَيْكَ ۚ أَفَأَنتَ تُسْمِعُ الصُّمَّ وَلَوْ كَانُوا لَا يَعْقِلُونَ
Ary misy amin’izy ireo izay mihaino Anao. Moa ve Ianao afaka mampaheno ireo marenina na dia tsy misaina aza izy ireo ?
43وَمِنْهُم مَّن يَنظُرُ إِلَيْكَ ۚ أَفَأَنتَ تَهْدِي الْعُمْيَ وَلَوْ كَانُوا لَا يُبْصِرُونَ
Ary misy amin’izy ireo izay mijery Anao. Ka moa ve Ianao afaka hitari-dàlana ireo jamba na dia tsy mahita aza izy ireo ?
44إِنَّ اللَّهَ لَا يَظْلِمُ النَّاسَ شَيْئًا وَلَٰكِنَّ النَّاسَ أَنفُسَهُمْ يَظْلِمُونَ
Marina fa i Allah dia tsy miangatra amin’ny Olona na dia kely aza, fa ny Olona ihany kosa no manao ny tsy rariny amin’ny tenany.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
42Andininy

Fandikana — Yunosy 42

Surah Yunosy Andininy 42 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary misy amin’izy ireo izay mihaino Anao. Moa ve Ianao…

Surah Andininy 42/109 — Surah Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yunosy Henoy, Surah Yunosy Fandikana, Surah Yunosy mp3, Surah Yunosy pdf. Andininy 40–44. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers