Yunosy · 62/109
Fandikana Fanononana — Yunosy
أَلَا إِنَّ أَوْلِيَاءَ اللَّهِ لَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ ۝٦٢
Alaa innaa awliyaaa`al laahi laa khawfun `alaihim wa laa hum yahzanoon
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa ireo sakaizan’i Allah dia tsy hanam-patahorana ary tsy ho alahelo mihitsy izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 60-64 — Yunosy

60وَمَا ظَنُّ الَّذِينَ يَفْتَرُونَ عَلَى اللَّهِ الْكَذِبَ يَوْمَ الْقِيَامَةِ ۗ إِنَّ اللَّهَ لَذُو فَضْلٍ عَلَى النَّاسِ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَهُمْ لَا يَشْكُرُونَ
Ary inona no eritreritr’ireo izay mamoron-dainga momba i Allah amin’ny Andro fitsanganana ? Marina fa i Allah no Tompon’ny fahasoavana ho an’ny Olona, nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mahay mankasitraka.
61وَمَا تَكُونُ فِي شَأْنٍ وَمَا تَتْلُو مِنْهُ مِن قُرْآنٍ وَلَا تَعْمَلُونَ مِنْ عَمَلٍ إِلَّا كُنَّا عَلَيْكُمْ شُهُودًا إِذْ تُفِيضُونَ فِيهِ ۚ وَمَا يَعْزُبُ عَن رَّبِّكَ مِن مِّثْقَالِ ذَرَّةٍ فِي الْأَرْضِ وَلَا فِي السَّمَاءِ وَلَا أَصْغَرَ مِن ذَٰلِكَ وَلَا أَكْبَرَ إِلَّا فِي كِتَابٍ مُّبِينٍ
Tsy misy toerana hisy anao, ary tsy hamaky na andininy iray amin’ny Kor’any ianao, tsy hanatanteraka asa ianareo na iray aza, raha tsy Atrehinay izany amin’ny fotoana izay anaovanareo azy. Tsy misy miafina amin’ny Tomponao na dia lanjan-javatra kely iray tsy hita maso (atôma) aza eny ambonin’ny tany, na any an-danitra, na bitika kokoa noho izany aza na lehibe dia efa voasoratra ao amin’ny bokimpahazavana.
62أَلَا إِنَّ أَوْلِيَاءَ اللَّهِ لَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Tena marina fa ireo sakaizan’i Allah dia tsy hanam-patahorana ary tsy ho alahelo mihitsy izy ireo.
63الَّذِينَ آمَنُوا وَكَانُوا يَتَّقُونَ
Ireo izay nino sy izay natahotra (an’i Allah).
64لَهُمُ الْبُشْرَىٰ فِي الْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَفِي الْآخِرَةِ ۚ لَا تَبْدِيلَ لِكَلِمَاتِ اللَّهِ ۚ ذَٰلِكَ هُوَ الْفَوْزُ الْعَظِيمُ
Misy ho azy ireo ny vaovao mahafaly ety amin’ny fiainana an-tany sy amin’ny fiainana any an-koatra. Tsy hisy fiovana ireo tenin’i Allah. Izany no ilay fahombiazana lehibe.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
62Andininy

Fandikana — Yunosy 62

Surah Yunosy Andininy 62 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa ireo sakaizan’i Allah dia tsy hanam-patahorana ary…

Surah Andininy 62/109 — Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yunosy Henoy, Yunosy Fandikana, Yunosy mp3, Yunosy pdf. Andininy 60–64. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers