Yunosy · 78/109
Fandikana Fanononana — Yunosy
قَالُوا أَجِئْتَنَا لِتَلْفِتَنَا عَمَّا وَجَدْنَا عَلَيْهِ آبَاءَنَا وَتَكُونَ لَكُمَا الْكِبْرِيَاءُ فِي الْأَرْضِ وَمَا نَحْنُ لَكُمَا بِمُؤْمِنِينَ ٧٨
Transliteration
Qaaloo aji`tanaa litalfitanaa `ammaa wajadnaa `alaihi aabaaa`anaa wa takoona lakumal kibriyaaa`u fil ardi wa maa nahnu lakumaa bimu` mineen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo ka nanao hoe : moa ve tonga aty Aminay Ianao mba hampitodika Anay hiala amin’izay efa hitanay tamin’ireo razambenay, ka ho lasanareo roa lahy ny fahamboniana eto an-tany ? Ary Izahay dia tsy hino Anareo roa mihitsy.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 76-80 — Yunosy
76فَلَمَّا جَاءَهُمُ الْحَقُّ مِنْ عِندِنَا قَالُوا إِنَّ هَٰذَا لَسِحْرٌ مُّبِينٌ
Rehefa tonga tamin’izy ireo ny fahamarinana avy taty Aminay, dia niteny izy ireo hoe ka nanao hoe: : " Marina fa tena majika miharihary izany ”.
77قَالَ مُوسَىٰ أَتَقُولُونَ لِلْحَقِّ لَمَّا جَاءَكُمْ ۖ أَسِحْرٌ هَٰذَا وَلَا يُفْلِحُ السَّاحِرُونَ
Hoy i Moussa : “Moa miteny amin’ny fahamarinana va ianareo, raha tonga aminareo izy hoe : majika va izany? Nefa tsy mahomby velively ireo mpanao majika”.
78قَالُوا أَجِئْتَنَا لِتَلْفِتَنَا عَمَّا وَجَدْنَا عَلَيْهِ آبَاءَنَا وَتَكُونَ لَكُمَا الْكِبْرِيَاءُ فِي الْأَرْضِ وَمَا نَحْنُ لَكُمَا بِمُؤْمِنِينَ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : moa ve tonga aty Aminay Ianao mba hampitodika Anay hiala amin’izay efa hitanay tamin’ireo razambenay, ka ho lasanareo roa lahy ny fahamboniana eto an-tany ? Ary Izahay dia tsy hino Anareo roa mihitsy.
79وَقَالَ فِرْعَوْنُ ائْتُونِي بِكُلِّ سَاحِرٍ عَلِيمٍ
Ary niteny I Faraona ka nanao hoe : " Ento aty Amiko ireo mpanao majika mahay indrindra ”.
80فَلَمَّا جَاءَ السَّحَرَةُ قَالَ لَهُم مُّوسَىٰ أَلْقُوا مَا أَنتُم مُّلْقُونَ
Ary rehefa tonga ireo mpanao majika dia niteny i Moussa tamin’izy ireo ka nanao hoe : " Atsipazo izay efa nomaninareo ho atsipy ”.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
78Andininy
Fandikana — Yunosy 78
Surah Yunosy Andininy 78 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo ka nanao hoe : moa ve tonga…Surah Andininy 78/109 — Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yunosy Henoy, Yunosy Fandikana, Yunosy mp3, Yunosy pdf. Andininy 76–80. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








