Yunosy · 77/109
Fandikana Fanononana — Yunosy
قَالَ مُوسَىٰ أَتَقُولُونَ لِلْحَقِّ لَمَّا جَاءَكُمْ ۖ أَسِحْرٌ هَٰذَا وَلَا يُفْلِحُ السَّاحِرُونَ ۝٧٧
Qaalaa Moosaaa ataqooloona lilhaqqi lammmaa jaaa`a kum asihrun haazaa wa laa yuflihus saabiroon
📖 Dikany Malagasy
Hoy i Moussa : “Moa miteny amin’ny fahamarinana va ianareo, raha tonga aminareo izy hoe : majika va izany? Nefa tsy mahomby velively ireo mpanao majika”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 75-79 — Yunosy

75ثُمَّ بَعَثْنَا مِن بَعْدِهِم مُّوسَىٰ وَهَارُونَ إِلَىٰ فِرْعَوْنَ وَمَلَئِهِ بِآيَاتِنَا فَاسْتَكْبَرُوا وَكَانُوا قَوْمًا مُّجْرِمِينَ
Avy eo dia nalefanay taorian’izy ireny i Moussa (Mosesy) sy i Harona (Arona) tamin’i Faraona sy ny loholony niaraka tamin’ireo porofonay. Ka nefa nanambony tena izy ireo ary izy ireo dia vahoaka efa mpanao heloka bevava.
76فَلَمَّا جَاءَهُمُ الْحَقُّ مِنْ عِندِنَا قَالُوا إِنَّ هَٰذَا لَسِحْرٌ مُّبِينٌ
Rehefa tonga tamin’izy ireo ny fahamarinana avy taty Aminay, dia niteny izy ireo hoe ka nanao hoe: : " Marina fa tena majika miharihary izany ”.
77قَالَ مُوسَىٰ أَتَقُولُونَ لِلْحَقِّ لَمَّا جَاءَكُمْ ۖ أَسِحْرٌ هَٰذَا وَلَا يُفْلِحُ السَّاحِرُونَ
Hoy i Moussa : “Moa miteny amin’ny fahamarinana va ianareo, raha tonga aminareo izy hoe : majika va izany? Nefa tsy mahomby velively ireo mpanao majika”.
78قَالُوا أَجِئْتَنَا لِتَلْفِتَنَا عَمَّا وَجَدْنَا عَلَيْهِ آبَاءَنَا وَتَكُونَ لَكُمَا الْكِبْرِيَاءُ فِي الْأَرْضِ وَمَا نَحْنُ لَكُمَا بِمُؤْمِنِينَ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : moa ve tonga aty Aminay Ianao mba hampitodika Anay hiala amin’izay efa hitanay tamin’ireo razambenay, ka ho lasanareo roa lahy ny fahamboniana eto an-tany ? Ary Izahay dia tsy hino Anareo roa mihitsy.
79وَقَالَ فِرْعَوْنُ ائْتُونِي بِكُلِّ سَاحِرٍ عَلِيمٍ
Ary niteny I Faraona ka nanao hoe : " Ento aty Amiko ireo mpanao majika mahay indrindra ”.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
77Andininy

Fandikana — Yunosy 77

Surah Yunosy Andininy 77 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hoy i Moussa : “Moa miteny amin’ny fahamarinana va ianareo,…

Surah Andininy 77/109 — Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yunosy Henoy, Yunosy Fandikana, Yunosy mp3, Yunosy pdf. Andininy 75–79. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers