Yosofy · 12/111
Fandikana Fanononana — Yosofy
أَرْسِلْهُ مَعَنَا غَدًا يَرْتَعْ وَيَلْعَبْ وَإِنَّا لَهُ لَحَافِظُونَ ۝١٢
Arilhu ma`anaa ghadany yarta`wa yal`ab wa innaa lahoo lahaafizoon
📖 Dikany Malagasy
Ka alefaso miaraka aminay izy rahampitso hitsangatsangana sy hilalao. Fa izahay dia vonona hiaro azy ”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 10-14 — Yosofy

10قَالَ قَائِلٌ مِّنْهُمْ لَا تَقْتُلُوا يُوسُفَ وَأَلْقُوهُ فِي غَيَابَتِ الْجُبِّ يَلْتَقِطْهُ بَعْضُ السَّيَّارَةِ إِن كُنتُمْ فَاعِلِينَ
Hoy ny anankiray tamin’izy ireo: “Aza vonoina i Josefa, fa atsipazo ao anatina vovo iray, raha vonona ny hanao izany ianareo, mba handraisan’ny andian’olona sasany mpandeha azy indray”.
11قَالُوا يَا أَبَانَا مَا لَكَ لَا تَأْمَنَّا عَلَىٰ يُوسُفَ وَإِنَّا لَهُ لَنَاصِحُونَ
Hoy izy ireo : “Ry Dadanay ô! Inona no mahazo anao, no tsy matoky anay mikasika an’i Josefa ianao? Nefa tsy manana hevi-dratsy momba azy izahay”.
12أَرْسِلْهُ مَعَنَا غَدًا يَرْتَعْ وَيَلْعَبْ وَإِنَّا لَهُ لَحَافِظُونَ
Ka alefaso miaraka aminay izy rahampitso hitsangatsangana sy hilalao. Fa izahay dia vonona hiaro azy ”.
13قَالَ إِنِّي لَيَحْزُنُنِي أَن تَذْهَبُوا بِهِ وَأَخَافُ أَن يَأْكُلَهُ الذِّئْبُ وَأَنتُمْ عَنْهُ غَافِلُونَ
Hoy izy : “Marina fa malahelo aho ny hitondranareo azy, ary matahotra aho, sao lanin’ny amboadia izy amin’ny fotoana mahavariana anareo, ka tsy hitandremanareo azy”.
14قَالُوا لَئِنْ أَكَلَهُ الذِّئْبُ وَنَحْنُ عُصْبَةٌ إِنَّا إِذًا لَّخَاسِرُونَ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : " Raha sanatria ka ho lanin’ny amboadia tokoa Izy, nefa Izahay maro, tena faty antoka ho Anay izany.
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — Yosofy 12

Surah Yosofy Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka alefaso miaraka aminay izy rahampitso hitsangatsangana sy hilalao. Fa…

Surah Andininy 12/111 — Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yosofy Henoy, Yosofy Fandikana, Yosofy mp3, Yosofy pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers