Al-Hijr · 43/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
وَإِنَّ جَهَنَّمَ لَمَوْعِدُهُمْ أَجْمَعِينَ ۝٤٣
Wa inna jahannama lamaw`iduhum ajma`een
📖 Dikany Malagasy
Ary tena marina fa ny Afobe Djahannama no toeram-pihaonan’izy rehetra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 41-45 — Surah Al-Hijr

41قَالَ هَٰذَا صِرَاطٌ عَلَيَّ مُسْتَقِيمٌ
Niteny Izy (Allah) hoe : “ Ity ilay làla-mahitsy izay mankany Amiko ”:
42إِنَّ عِبَادِي لَيْسَ لَكَ عَلَيْهِمْ سُلْطَانٌ إِلَّا مَنِ اتَّبَعَكَ مِنَ الْغَاوِينَ
Fa ireo mpanompoko dia tsy hanananao fahefana na dia kely aza, afa-tsy izay manaraka Anao amin’ireo làlan-diso.
43وَإِنَّ جَهَنَّمَ لَمَوْعِدُهُمْ أَجْمَعِينَ
Ary tena marina fa ny Afobe Djahannama no toeram-pihaonan’izy rehetra.
44لَهَا سَبْعَةُ أَبْوَابٍ لِّكُلِّ بَابٍ مِّنْهُمْ جُزْءٌ مَّقْسُومٌ
Ahitana varavarana fito izany, ary ny varavarana tsirairay dia samy manana ny ampahany amin’izy ireo.
45إِنَّ الْمُتَّقِينَ فِي جَنَّاتٍ وَعُيُونٍ
Ho ao amin’ireo zaridaina sy loharano ireo vonto-pinoana,
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
43Andininy

Fandikana — Al-Hijr 43

Surah Al-Hijr Andininy 43 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tena marina fa ny Afobe Djahannama no toeram-pihaonan’izy rehetra.

Surah Andininy 43/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 41–45. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers