Al-Hijr · 5/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
مَّا تَسْبِقُ مِنْ أُمَّةٍ أَجَلَهَا وَمَا يَسْتَأْخِرُونَ ۝٥
Maa tasbiqu min ummatin ajalahaa wa maa yastaakhiroon
📖 Dikany Malagasy
Tsy misy vondron’Olona na iray aza afaka hampandroso na hampihemotra ny fe-potoany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 3-7 — Surah Al-Hijr

3ذَرْهُمْ يَأْكُلُوا وَيَتَمَتَّعُوا وَيُلْهِهِمُ الْأَمَلُ ۖ فَسَوْفَ يَعْلَمُونَ
Avelao izy ireo hisakafo, hifaly, ary hovariana amin’ny fanantenana, fa tsy ho ela izy ireo dia ahafantatra.
4وَمَا أَهْلَكْنَا مِن قَرْيَةٍ إِلَّا وَلَهَا كِتَابٌ مَّعْلُومٌ
Nefa Izahay dia tsy mandrava tanàna, raha tsy efa nisy raki-tsoratra voalaza mazava (momba izany).
5مَّا تَسْبِقُ مِنْ أُمَّةٍ أَجَلَهَا وَمَا يَسْتَأْخِرُونَ
Tsy misy vondron’Olona na iray aza afaka hampandroso na hampihemotra ny fe-potoany.
6وَقَالُوا يَا أَيُّهَا الَّذِي نُزِّلَ عَلَيْهِ الذِّكْرُ إِنَّكَ لَمَجْنُونٌ
Ary niteny izy ireo (ireo mponin’ny Makka) ka nanao hoe : “ O Ianao izay nampidinana ny Fampahatsiahivana (Koro’âny), tena adala tokoa Ianao !
7لَّوْ مَا تَأْتِينَا بِالْمَلَائِكَةِ إِن كُنتَ مِنَ الصَّادِقِينَ
Nahoana Ianao no tsy tonga Taminay niaraka tamin’ireo Anjely, raha isan’ireo Olo-marina tokoa Ianao ? ”
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Al-Hijr 5

Surah Al-Hijr Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy misy vondron’Olona na iray aza afaka hampandroso na hampihemotra…

Surah Andininy 5/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers