Al-Hijr · 61/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
فَلَمَّا جَاءَ آلَ لُوطٍ الْمُرْسَلُونَ ۝٦١
Falamma jaaa`a Aala Lootinil mursaloon
📖 Dikany Malagasy
Nony tonga teo amin’ny fianakavian’I Lota ireo Iraka,

🎧 Henoy


📜 Andininy 59-63 — Surah Al-Hijr

59إِلَّا آلَ لُوطٍ إِنَّا لَمُنَجُّوهُمْ أَجْمَعِينَ
Afa-tsy ny fianakavian’i Lota, tena ho vonjenay avokoa izy rehetra,
60إِلَّا امْرَأَتَهُ قَدَّرْنَا ۙ إِنَّهَا لَمِنَ الْغَابِرِينَ
Ankoatry ny vadiny, Izahay dia hanao Azy ho anisan’ireo ringana.
61فَلَمَّا جَاءَ آلَ لُوطٍ الْمُرْسَلُونَ
Nony tonga teo amin’ny fianakavian’I Lota ireo Iraka,
62قَالَ إِنَّكُمْ قَوْمٌ مُّنكَرُونَ
Dia niteny Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Ianareo dia Olona tsy fantatra ”.
63قَالُوا بَلْ جِئْنَاكَ بِمَا كَانُوا فِيهِ يَمْتَرُونَ
Niteny Izy ireo ka nanao hoe : “ Tonga aty Aminao tokoa Izahay mitondra ny (sazy) izay nampisalasala azy ireo.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
61Andininy

Fandikana — Al-Hijr 61

Surah Al-Hijr Andininy 61 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nony tonga teo amin’ny fianakavian’I Lota ireo Iraka,

Surah Andininy 61/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 59–63. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers