Al-Hijr · 62/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
قَالَ إِنَّكُمْ قَوْمٌ مُّنكَرُونَ ۝٦٢
Qaala innakum qawmum munkaroon
📖 Dikany Malagasy
Dia niteny Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Ianareo dia Olona tsy fantatra ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 60-64 — Surah Al-Hijr

60إِلَّا امْرَأَتَهُ قَدَّرْنَا ۙ إِنَّهَا لَمِنَ الْغَابِرِينَ
Ankoatry ny vadiny, Izahay dia hanao Azy ho anisan’ireo ringana.
61فَلَمَّا جَاءَ آلَ لُوطٍ الْمُرْسَلُونَ
Nony tonga teo amin’ny fianakavian’I Lota ireo Iraka,
62قَالَ إِنَّكُمْ قَوْمٌ مُّنكَرُونَ
Dia niteny Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Ianareo dia Olona tsy fantatra ”.
63قَالُوا بَلْ جِئْنَاكَ بِمَا كَانُوا فِيهِ يَمْتَرُونَ
Niteny Izy ireo ka nanao hoe : “ Tonga aty Aminao tokoa Izahay mitondra ny (sazy) izay nampisalasala azy ireo.
64وَأَتَيْنَاكَ بِالْحَقِّ وَإِنَّا لَصَادِقُونَ
Ary tonga Aminao Izahay miaraka amin’ny Fahamarinana. Ary mpilaza ny marina Izahay.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
62Andininy

Fandikana — Al-Hijr 62

Surah Al-Hijr Andininy 62 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia niteny Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Ianareo…

Surah Andininy 62/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 60–64. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers