Al-Hijr · 60/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
إِلَّا امْرَأَتَهُ قَدَّرْنَا ۙ إِنَّهَا لَمِنَ الْغَابِرِينَ ۝٦٠
Illam ra atahoo qaddarnaaa innahaa laminal ghaabireen
📖 Dikany Malagasy
Ankoatry ny vadiny, Izahay dia hanao Azy ho anisan’ireo ringana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 58-62 — Surah Al-Hijr

58قَالُوا إِنَّا أُرْسِلْنَا إِلَىٰ قَوْمٍ مُّجْرِمِينَ
Namaly izy ireo ka nanao hoe : “ Nalefa ho an’ny Olona mpanao ratsy Izahay,
59إِلَّا آلَ لُوطٍ إِنَّا لَمُنَجُّوهُمْ أَجْمَعِينَ
Afa-tsy ny fianakavian’i Lota, tena ho vonjenay avokoa izy rehetra,
60إِلَّا امْرَأَتَهُ قَدَّرْنَا ۙ إِنَّهَا لَمِنَ الْغَابِرِينَ
Ankoatry ny vadiny, Izahay dia hanao Azy ho anisan’ireo ringana.
61فَلَمَّا جَاءَ آلَ لُوطٍ الْمُرْسَلُونَ
Nony tonga teo amin’ny fianakavian’I Lota ireo Iraka,
62قَالَ إِنَّكُمْ قَوْمٌ مُّنكَرُونَ
Dia niteny Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Ianareo dia Olona tsy fantatra ”.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
60Andininy

Fandikana — Al-Hijr 60

Surah Al-Hijr Andininy 60 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ankoatry ny vadiny, Izahay dia hanao Azy ho anisan’ireo ringana.

Surah Andininy 60/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 58–62. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers