Al-Isra · 32/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
وَلَا تَقْرَبُوا الزِّنَا ۖ إِنَّهُ كَانَ فَاحِشَةً وَسَاءَ سَبِيلًا ۝٣٢
Wa laa taqrabuz zinaaa innahoo kaana faahishatanw wa saaa`a sabeelaa
📖 Dikany Malagasy
Ary aza manakaiky ny fijangajangana mihitsy ianareo. Marina fa izany dia fahavetavetana sy tena lalana ratsy tokoa !
🎧 Henoy

📜 Andininy 30-34 — Al-Isra

30إِنَّ رَبَّكَ يَبْسُطُ الرِّزْقَ لِمَن يَشَاءُ وَيَقْدِرُ ۚ إِنَّهُ كَانَ بِعِبَادِهِ خَبِيرًا بَصِيرًا
Tena marina fa ny Tomponao dia mizara malalaka ny anjara fivelomana amin’izay sitrany ary mametra izany ihany koa. Tena mahalala sy mahita ireo mpanompony Izy.
31وَلَا تَقْتُلُوا أَوْلَادَكُمْ خَشْيَةَ إِمْلَاقٍ ۖ نَّحْنُ نَرْزُقُهُمْ وَإِيَّاكُمْ ۚ إِنَّ قَتْلَهُمْ كَانَ خِطْئًا كَبِيرًا
Ary aza vonoina ny zanakareo nohon'ny fatahorana ny fahantrana. Izahay no manome ny anjara fivelomana ho azy ireo, toy izany koa ny anareo.Tena marina fa ny famonoana azy ireo dia hadisoana lehibe.
32وَلَا تَقْرَبُوا الزِّنَا ۖ إِنَّهُ كَانَ فَاحِشَةً وَسَاءَ سَبِيلًا
Ary aza manakaiky ny fijangajangana mihitsy ianareo. Marina fa izany dia fahavetavetana sy tena lalana ratsy tokoa !
33وَلَا تَقْتُلُوا النَّفْسَ الَّتِي حَرَّمَ اللَّهُ إِلَّا بِالْحَقِّ ۗ وَمَن قُتِلَ مَظْلُومًا فَقَدْ جَعَلْنَا لِوَلِيِّهِ سُلْطَانًا فَلَا يُسْرِف فِّي الْقَتْلِ ۖ إِنَّهُ كَانَ مَنصُورًا
Ary aza mamono ny aina izay nofadian’I Allah ianareo, raha tsy amim-pahamarinana. Ka n'iza n'iza novonoina tsy ara-drariny, dia omenay fahefana ny havany, ka aoka izy tsy hihoa-pampana amin’ny famonoana satria tena ho voavonjy (amin’ny alalan’ny lalàna) izy.
34وَلَا تَقْرَبُوا مَالَ الْيَتِيمِ إِلَّا بِالَّتِي هِيَ أَحْسَنُ حَتَّىٰ يَبْلُغَ أَشُدَّهُ ۚ وَأَوْفُوا بِالْعَهْدِ ۖ إِنَّ الْعَهْدَ كَانَ مَسْئُولًا
Ary aza manakaiky ny haren’ny kamboty ianareo, afa-tsy amin’izay fomba mendrika indrindra, mandra-pahalehoany tena. Ary tanterahanareo ny fifanarahana, marina fa ny fifanarahana dia ho anontaniana.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
32Andininy

Fandikana — Al-Isra 32

Surah Al-Isra Andininy 32 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary aza manakaiky ny fijangajangana mihitsy ianareo. Marina fa izany…

Surah Andininy 32/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 30–34. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers