Al-Isra · 72/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
وَمَن كَانَ فِي هَٰذِهِ أَعْمَىٰ فَهُوَ فِي الْآخِرَةِ أَعْمَىٰ وَأَضَلُّ سَبِيلًا ۝٧٢
Wa man kaana fee haaziheee a`maa fahuwa fil aakhirati a`maa wa adallu sabeelaa
📖 Dikany Malagasy
Ary n'iza n'iza jamba eto an-tany, dia jamba ihany koa izy any ankoatra ary tena very lalana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 70-74 — Al-Isra

70۞ وَلَقَدْ كَرَّمْنَا بَنِي آدَمَ وَحَمَلْنَاهُمْ فِي الْبَرِّ وَالْبَحْرِ وَرَزَقْنَاهُم مِّنَ الطَّيِّبَاتِ وَفَضَّلْنَاهُمْ عَلَىٰ كَثِيرٍ مِّمَّنْ خَلَقْنَا تَفْضِيلًا
Ary tena efa nomenay haja ireo zanak’i Adama. Ary nentinay izy ireo manerana ny tany sy ny ranomasina, ary nomenay azy ireo ny anjara fivelomana tsara, ary nomenay tombony izy ireo mihoatra ireo zava-boary maro izay noharianay.
71يَوْمَ نَدْعُو كُلَّ أُنَاسٍ بِإِمَامِهِمْ ۖ فَمَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ بِيَمِينِهِ فَأُولَٰئِكَ يَقْرَءُونَ كِتَابَهُمْ وَلَا يُظْلَمُونَ فَتِيلًا
Ny andro izay hiantsoanay ny olona rehetra avy amin’ny mpitarika azy ireo, ka izay omena ny bokiny amin’ny tanany havanana, izy ireny dia hamaky ny bokiny (amim-pifaliana), ary tsy hanaovana ny tsy rariny mihitsy na dia kely aza.
72وَمَن كَانَ فِي هَٰذِهِ أَعْمَىٰ فَهُوَ فِي الْآخِرَةِ أَعْمَىٰ وَأَضَلُّ سَبِيلًا
Ary n'iza n'iza jamba eto an-tany, dia jamba ihany koa izy any ankoatra ary tena very lalana.
73وَإِن كَادُوا لَيَفْتِنُونَكَ عَنِ الَّذِي أَوْحَيْنَا إِلَيْكَ لِتَفْتَرِيَ عَلَيْنَا غَيْرَهُ ۖ وَإِذًا لَّاتَّخَذُوكَ خَلِيلًا
Ary saika hamily anao hiala amin’izay nambaranay taminao izy ireo, mba hamoron-dainga Aminay (ankoatra izay voalaza), noho izany dia nandray anao ho namana akaiky izy ireo.
74وَلَوْلَا أَن ثَبَّتْنَاكَ لَقَدْ كِدتَّ تَرْكَنُ إِلَيْهِمْ شَيْئًا قَلِيلًا
Ary raha tsy nampahery anao Izahay, dia saika nirona kely tamin’izy ireo Ianao.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
72Andininy

Fandikana — Al-Isra 72

Surah Al-Isra Andininy 72 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary n'iza n'iza jamba eto an-tany, dia jamba ihany koa…

Surah Andininy 72/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 70–74. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers