Maryam · 94/98
Fandikana Fanononana — Maryam
لَّقَدْ أَحْصَاهُمْ وَعَدَّهُمْ عَدًّا ۝٩٤
Laqad ahsaahum wa addahum `addaa
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa notanisainy sy voaisany avokoa izy rehetra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 92-96 — Maryam

92وَمَا يَنبَغِي لِلرَّحْمَٰنِ أَن يَتَّخِذَ وَلَدًا
Kanefa tsy mendrika velively an’Ilay be Fiantrana ny hanan-janaka !
93إِن كُلُّ مَن فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ إِلَّا آتِي الرَّحْمَٰنِ عَبْدًا
Tsy inona akory izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ety an-tany, afa-tsy mpanompo, eo anatrehan’Ilay be Fiantrana.
94لَّقَدْ أَحْصَاهُمْ وَعَدَّهُمْ عَدًّا
Tena marina fa notanisainy sy voaisany avokoa izy rehetra.
95وَكُلُّهُمْ آتِيهِ يَوْمَ الْقِيَامَةِ فَرْدًا
Ary amin’ny Andro Fitsanganana (amin’ny maty), dia hanatona Azy tsirairay amin'izy rehetra.
96إِنَّ الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ سَيَجْعَلُ لَهُمُ الرَّحْمَٰنُ وُدًّا
Marina fa ireo izay nino sy nanao asa soa, dia hotoloran’ilay be Fiantrana ny fitiavany izy ireo.
MaryamFizahan-takila Koraña
98Andininy
MeccanRevelation
94Andininy

Fandikana — Maryam 94

Surah Maryam Andininy 94 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa notanisainy sy voaisany avokoa izy rehetra.

Surah Andininy 94/98 — Maryam مريم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Maryam Henoy, Maryam Fandikana, Maryam mp3, Maryam pdf. Andininy 92–96. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers