Al-Baqarah · 116/286
Fandikana Fanononana — Surah Al-Baqarah
وَقَالُوا اتَّخَذَ اللَّهُ وَلَدًا ۗ سُبْحَانَهُ ۖ بَل لَّهُ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ كُلٌّ لَّهُ قَانِتُونَ ١١٦
Transliteration
Wa qaalut takhazal laahu waladan subhaanahoo bal lahoo maa fis samaawaati wal ardi kullul lahoo qaanitoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary hoy izy ireo : “Allah dia manan-janaka lahy!”. Lavitra ny voninahiny izany! Fa Azy kosa izay any andanitra rehetra any, sy ny ety ambonin’ny tany. Mpankato Azy avokoa ny rehetra.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 114-118 — Surah Al-Baqarah
114وَمَنْ أَظْلَمُ مِمَّن مَّنَعَ مَسَاجِدَ اللَّهِ أَن يُذْكَرَ فِيهَا اسْمُهُ وَسَعَىٰ فِي خَرَابِهَا ۚ أُولَٰئِكَ مَا كَانَ لَهُمْ أَن يَدْخُلُوهَا إِلَّا خَائِفِينَ ۚ لَهُمْ فِي الدُّنْيَا خِزْيٌ وَلَهُمْ فِي الْآخِرَةِ عَذَابٌ عَظِيمٌ
Ary iza no mpanao ny tsy rariny mihoatra izay manakana ny fahatsiarovana ny anaran'i Tompo Allah amin'ireny tranon'i Tompo Allah ireny (Masjid), ary miezaka ny hamotika izany ? Ireny olona ireny dia tsy tokony hiditra amin'izany (Masjid izany) afa-tsy amin'ny tahotra ka ety an-tany dia fahafaham-baraka no ho azy ireo; ary any ankoatra dia ho azy ireo ny famaizana goavana indrindra.
115وَلِلَّهِ الْمَشْرِقُ وَالْمَغْرِبُ ۚ فَأَيْنَمَا تُوَلُّوا فَثَمَّ وَجْهُ اللَّهِ ۚ إِنَّ اللَّهَ وَاسِعٌ عَلِيمٌ
An’Allah avokoa ny atsinanana sy ny andrefana. Ka na aiza na aiza no itodihanareo, dia miatrika an’Allah. Hamafisina, fa Allah dia Malalatànana sy Mahay ny zavatra rehetra.
116وَقَالُوا اتَّخَذَ اللَّهُ وَلَدًا ۗ سُبْحَانَهُ ۖ بَل لَّهُ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ كُلٌّ لَّهُ قَانِتُونَ
Ary hoy izy ireo : “Allah dia manan-janaka lahy!”. Lavitra ny voninahiny izany! Fa Azy kosa izay any andanitra rehetra any, sy ny ety ambonin’ny tany. Mpankato Azy avokoa ny rehetra.
117بَدِيعُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ وَإِذَا قَضَىٰ أَمْرًا فَإِنَّمَا يَقُولُ لَهُ كُن فَيَكُونُ
Izy no Mpamorona ny lanitra sy ny tany. Ary rehefa tapa-kevitra amin-javatra iray Izy, dia izao ihany no Teniny : “Misia…”, dia misy tokoa izany.
118وَقَالَ الَّذِينَ لَا يَعْلَمُونَ لَوْلَا يُكَلِّمُنَا اللَّهُ أَوْ تَأْتِينَا آيَةٌ ۗ كَذَٰلِكَ قَالَ الَّذِينَ مِن قَبْلِهِم مِّثْلَ قَوْلِهِمْ ۘ تَشَابَهَتْ قُلُوبُهُمْ ۗ قَدْ بَيَّنَّا الْآيَاتِ لِقَوْمٍ يُوقِنُونَ
Ary hoy ireo tsy mahalàla : “Fa nahoana Allah no tsy miteny mivantana aminay na koa mampiseho famantarana anay?” Tsy misy valaka amin’izany ihany koa no voalazan’ireo olona teo alohany. Sahala ihany ny fon’izy roa tonta. Efa nahariharinay tamin’ireo vahoaka manam-pinoana ny famantarana samihafa.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
116Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 116
Surah Al-Baqarah Andininy 116 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hoy izy ireo : “Allah dia manan-janaka lahy!”. Lavitra…Surah Andininy 116/286 — Surah Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Baqarah Henoy, Surah Al-Baqarah Fandikana, Surah Al-Baqarah mp3, Surah Al-Baqarah pdf. Andininy 114–118. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








