Al-Baqarah · 64/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
ثُمَّ تَوَلَّيْتُم مِّن بَعْدِ ذَٰلِكَ ۖ فَلَوْلَا فَضْلُ اللَّهِ عَلَيْكُمْ وَرَحْمَتُهُ لَكُنتُم مِّنَ الْخَاسِرِينَ ٦٤
Transliteration
Summa tawallaitum mim ba`di zaalika falawlaa fadlul laahi `alaikum wa rahmatuhoo lakuntum minal khaasireen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary dia nivadika indray ianareo taorian'izany, ka raha tsy ny fahasoavan'i Allah taminareo sy ny indrafony dia efa lasa anisan'ireo maty antoka tokoa ianareo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 62-66 — Al-Baqarah
62إِنَّ الَّذِينَ آمَنُوا وَالَّذِينَ هَادُوا وَالنَّصَارَىٰ وَالصَّابِئِينَ مَنْ آمَنَ بِاللَّهِ وَالْيَوْمِ الْآخِرِ وَعَمِلَ صَالِحًا فَلَهُمْ أَجْرُهُمْ عِندَ رَبِّهِمْ وَلَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Tena marina fa ireo izay nino, ary ireo (vahoaka tany aloha) izay nanaraka ny jodaisma sy ny kristianina ary ny sabeana, izay nino an'i Allah sy ny Andro farany ary nanao asa soa, dia hahazo ny valisoany eo anatrehan'ny Tompony avokoa izy ireo, ary tsy hanana tahotra no tsy halahelo.
63وَإِذْ أَخَذْنَا مِيثَاقَكُمْ وَرَفَعْنَا فَوْقَكُمُ الطُّورَ خُذُوا مَا آتَيْنَاكُم بِقُوَّةٍ وَاذْكُرُوا مَا فِيهِ لَعَلَّكُمْ تَتَّقُونَ
Ary tsarovinareo raha nandray fifanekena taminareo Izahay ary nampiakarinay teo amboninareo ny tendrombohitra Toor hoe : " Tazoninareo mafy izay nomenay anareo ary tsarovinareo hatrany izay voarakitra ao anatiny mba hahatonga ianareo ho lasa vontompinoana " .
64ثُمَّ تَوَلَّيْتُم مِّن بَعْدِ ذَٰلِكَ ۖ فَلَوْلَا فَضْلُ اللَّهِ عَلَيْكُمْ وَرَحْمَتُهُ لَكُنتُم مِّنَ الْخَاسِرِينَ
Ary dia nivadika indray ianareo taorian'izany, ka raha tsy ny fahasoavan'i Allah taminareo sy ny indrafony dia efa lasa anisan'ireo maty antoka tokoa ianareo.
65وَلَقَدْ عَلِمْتُمُ الَّذِينَ اعْتَدَوْا مِنكُمْ فِي السَّبْتِ فَقُلْنَا لَهُمْ كُونُوا قِرَدَةً خَاسِئِينَ
Ary efa fantatrareo ny nahazo an'ireo izay nandika fady taminareo ny amin'ny Sabata; ka hoy Izahay tamin'izy ireo hoe : " Manjaria rajako mahatsiravina ianareo ".
66فَجَعَلْنَاهَا نَكَالًا لِّمَا بَيْنَ يَدَيْهَا وَمَا خَلْفَهَا وَمَوْعِظَةً لِّلْمُتَّقِينَ
Ka nataonay ho lesona ho an'ireo manodidina azy ireo sy ho an'ireo taranaka aty aoriana izany, ary ho fananarana ho an'ireo manam-pahatahorana.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
64Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 64
Surah Al-Baqarah Andininy 64 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary dia nivadika indray ianareo taorian'izany, ka raha tsy ny…Surah Andininy 64/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 62–66. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








