Taha · 119/135
Fandikana Fanononana — Taha
وَأَنَّكَ لَا تَظْمَأُ فِيهَا وَلَا تَضْحَىٰ ١١٩
Transliteration
Wa annaka laa tazma`u feehaa wa laa tadhaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary tsy ahatsiaro hetaheta ihany koa Ianao ao, ary tsy ho tratran’ny hafanan’ny masoandro.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 117-121 — Taha
117فَقُلْنَا يَا آدَمُ إِنَّ هَٰذَا عَدُوٌّ لَّكَ وَلِزَوْجِكَ فَلَا يُخْرِجَنَّكُمَا مِنَ الْجَنَّةِ فَتَشْقَىٰ
Dia niteny Izahay nanao hoe : “ Ô ry Adama ! Tena marina fa fahavalo ho Anao, sy ho an’ny vadinao tokoa Izy. Koa aoka tsy havoakany avy ao amin’ny paradisa Ianareo, fa ho lasa ory Ianao.
118إِنَّ لَكَ أَلَّا تَجُوعَ فِيهَا وَلَا تَعْرَىٰ
Fa tsy ahatsiaro hanoanana Ianao ao, na hitanjaka koa.
119وَأَنَّكَ لَا تَظْمَأُ فِيهَا وَلَا تَضْحَىٰ
Ary tsy ahatsiaro hetaheta ihany koa Ianao ao, ary tsy ho tratran’ny hafanan’ny masoandro.
120فَوَسْوَسَ إِلَيْهِ الشَّيْطَانُ قَالَ يَا آدَمُ هَلْ أَدُلُّكَ عَلَىٰ شَجَرَةِ الْخُلْدِ وَمُلْكٍ لَّا يَبْلَىٰ
Avy eo dia naka fanahy Azy ny satana, sady niteny nanao hoe : “ Ô ry Adama ! Hatoroko Anao ve ilay hazon’ny mandrakizay, sy ny fanjakana tsy mety rava ? ”
121فَأَكَلَا مِنْهَا فَبَدَتْ لَهُمَا سَوْآتُهُمَا وَطَفِقَا يَخْصِفَانِ عَلَيْهِمَا مِن وَرَقِ الْجَنَّةِ ۚ وَعَصَىٰ آدَمُ رَبَّهُ فَغَوَىٰ
Dia samy nihinana tamin’izany izy Roa (Adam sy Eva).Avy eo, dia nahatsapa fa nitanjaka (niboridana) izy Roa, ka niara-nitafy ny ravina tao am-paradisa. Tsy nankatò ny tenin’ny Tompony i Adama, ka dia very làlana.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
119Andininy
Fandikana — Taha 119
Surah Taha Andininy 119 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsy ahatsiaro hetaheta ihany koa Ianao ao, ary tsy…Surah Andininy 119/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 117–121. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








