Al-Mu'minun · 5/118
Fandikana Fanononana — Surah Al-Mu'minun
وَالَّذِينَ هُمْ لِفُرُوجِهِمْ حَافِظُونَ ۝٥
Wallazeena hum lifuroo jihim haafizoon
📖 Dikany Malagasy
َAry ireo izay mitandrina ny fitaovam-pananahany amin'ny fahadiovam-pitondra-tenany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 3-7 — Surah Al-Mu'minun

3وَالَّذِينَ هُمْ عَنِ اللَّغْوِ مُعْرِضُونَ
Sy ireo izay manalavitra ny rendrarendra.
4وَالَّذِينَ هُمْ لِلزَّكَاةِ فَاعِلُونَ
Sy ireo izay mamoaka ny Zakat (harena fiantrana).
5وَالَّذِينَ هُمْ لِفُرُوجِهِمْ حَافِظُونَ
َAry ireo izay mitandrina ny fitaovam-pananahany amin'ny fahadiovam-pitondra-tenany.
6إِلَّا عَلَىٰ أَزْوَاجِهِمْ أَوْ مَا مَلَكَتْ أَيْمَانُهُمْ فَإِنَّهُمْ غَيْرُ مَلُومِينَ
Ka tsy manao firaisana afa-tsy amin'ny vadiny, na amin'ny mpanompony, fa tsy azo omen-tsiny amin'izany izy ireo.
7فَمَنِ ابْتَغَىٰ وَرَاءَ ذَٰلِكَ فَأُولَٰئِكَ هُمُ الْعَادُونَ
Fa izay mitady fahafinaretana ankoatr'izany kosa, dia izy ireo tokoa no mpandika lalàna.
Al-Mu'minunFizahan-takila Koraña
118Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Al-Mu'minun 5

Surah Al-Mu'minun Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : َAry ireo izay mitandrina ny fitaovam-pananahany amin'ny fahadiovam-pitondra-tenany.

Surah Andininy 5/118 — Surah Al-Mu'minun المؤمنون (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Mu'minun Henoy, Surah Al-Mu'minun Fandikana, Surah Al-Mu'minun mp3, Surah Al-Mu'minun pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers