Ash-Shu'ara · 128/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
أَتَبْنُونَ بِكُلِّ رِيعٍ آيَةً تَعْبَثُونَ ۝١٢٨
Atabnoona bikulli ree`in aayatan ta`basoon
📖 Dikany Malagasy
Moa ve manorina tsangam-bato isaky ny havoana ianareo mba hanaovanareo rendrarendra ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 126-130 — Surah Ash-Shu'ara

126فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ
Ary matahora an’i Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.
127وَمَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَىٰ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho ny amin'izany, tsy misy karama afa-tsy avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao aho.
128أَتَبْنُونَ بِكُلِّ رِيعٍ آيَةً تَعْبَثُونَ
Moa ve manorina tsangam-bato isaky ny havoana ianareo mba hanaovanareo rendrarendra ?
129وَتَتَّخِذُونَ مَصَانِعَ لَعَلَّكُمْ تَخْلُدُونَ
Ary moa ve manangana lapa ianareo tahaka ny hitoeranareo mandrakizay ?
130وَإِذَا بَطَشْتُم بَطَشْتُمْ جَبَّارِينَ
Ary rehefa manasazy ianareo, dia manasazy tsy misy fiantràna .
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
128Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 128

Surah Ash-Shu'ara Andininy 128 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve manorina tsangam-bato isaky ny havoana ianareo mba hanaovanareo…

Surah Andininy 128/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 126–130. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers