Ash-Shu'ara · 158/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
فَأَخَذَهُمُ الْعَذَابُ ۗ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً ۖ وَمَا كَانَ أَكْثَرُهُم مُّؤْمِنِينَ ۝١٥٨
Fa akhazahumul `azaab; inna fee zaalika la Aayah; wa maa kaana aksaruhum m`mineen
📖 Dikany Malagasy
Koa niharan’ny famaizana izy ireo. Marina fa misy famantarana ny ao anatin’izany. Nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mino.

🎧 Henoy


📜 Andininy 156-160 — Ash-Shu'ara

156وَلَا تَمَسُّوهَا بِسُوءٍ فَيَأْخُذَكُمْ عَذَابُ يَوْمٍ عَظِيمٍ
Ary aza manao ratsy aminy na dia kely aza ianareo, raha tsy izany dia hiharan’ny famaizana ianareo amin’ny andro lehibe.
157فَعَقَرُوهَا فَأَصْبَحُوا نَادِمِينَ
Nefa mbola novonoin’izy ireo ihany izy (ny rameva vavy), noho izany dia nanenina izy ireo !
158فَأَخَذَهُمُ الْعَذَابُ ۗ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً ۖ وَمَا كَانَ أَكْثَرُهُم مُّؤْمِنِينَ
Koa niharan’ny famaizana izy ireo. Marina fa misy famantarana ny ao anatin’izany. Nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mino.
159وَإِنَّ رَبَّكَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay be indrafo.
160كَذَّبَتْ قَوْمُ لُوطٍ الْمُرْسَلِينَ
Nilaza ireo Iraka ho mpandainga ny vahoakan' i Lota.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
158Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 158

Surah Ash-Shu'ara Andininy 158 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Koa niharan’ny famaizana izy ireo. Marina fa misy famantarana ny…

Surah Andininy 158/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 156–160. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers