Ash-Shu'ara · 182/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَزِنُوا بِالْقِسْطَاسِ الْمُسْتَقِيمِ ١٨٢
Transliteration
Wa zinoo bilqistaasil mustaqeem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary mandanjà amin’ny fandanjana marina ianareo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 180-184 — Ash-Shu'ara
180وَمَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَىٰ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho momba izany, tsy misy karama aho afa-tsy avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao.
181۞ أَوْفُوا الْكَيْلَ وَلَا تَكُونُوا مِنَ الْمُخْسِرِينَ
Manomeza fatra feno ianareo,fa azamanao ho isan'ieo mpanena fatra.
182وَزِنُوا بِالْقِسْطَاسِ الْمُسْتَقِيمِ
Ary mandanjà amin’ny fandanjana marina ianareo.
183وَلَا تَبْخَسُوا النَّاسَ أَشْيَاءَهُمْ وَلَا تَعْثَوْا فِي الْأَرْضِ مُفْسِدِينَ
Ary aza manome ny olona izay latsaky ny tokony ho azy ianareo; ary aza manao fanakorontanana sy asa fanimbana eto an-tany ianareo.
184وَاتَّقُوا الَّذِي خَلَقَكُمْ وَالْجِبِلَّةَ الْأَوَّلِينَ
Ary matahora Ilay Nahary anareo sy ireo taranaka teo aloha ianareo.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
182Andininy
Fandikana — Ash-Shu'ara 182
Surah Ash-Shu'ara Andininy 182 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary mandanjà amin’ny fandanjana marina ianareo.Surah Andininy 182/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 180–184. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








