Ash-Shu'ara · 19/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَفَعَلْتَ فَعْلَتَكَ الَّتِي فَعَلْتَ وَأَنتَ مِنَ الْكَافِرِينَ ۝١٩
Wa fa`alta fa`latakal latee fa`alta wa anta minal kaafireen
📖 Dikany Malagasy
Avy eo dia nanao ny asa ratsy izay nataonao ianao, ary isan’ireo tsy mpankasitraka ianao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 17-21 — Ash-Shu'ara

17أَنْ أَرْسِلْ مَعَنَا بَنِي إِسْرَائِيلَ
"Mba handefasanao ireo zanak’Israely hiaraka aminay”
18قَالَ أَلَمْ نُرَبِّكَ فِينَا وَلِيدًا وَلَبِثْتَ فِينَا مِنْ عُمُرِكَ سِنِينَ
Niteny izy (Faraona) hoe : “Moa ve tsy nobeazinay teto aminay fony mbola kely ianao ? Ary tsy nipetraka teto aminay nandritra ny taona maromaro tamin’ny fiainanao ve ianao ?
19وَفَعَلْتَ فَعْلَتَكَ الَّتِي فَعَلْتَ وَأَنتَ مِنَ الْكَافِرِينَ
Avy eo dia nanao ny asa ratsy izay nataonao ianao, ary isan’ireo tsy mpankasitraka ianao.
20قَالَ فَعَلْتُهَا إِذًا وَأَنَا مِنَ الضَّالِّينَ
Niteny izy hoe : “Nataoko tokoa izany, fony aho mbola anisan’ireo very lalana".
21فَفَرَرْتُ مِنكُمْ لَمَّا خِفْتُكُمْ فَوَهَبَ لِي رَبِّي حُكْمًا وَجَعَلَنِي مِنَ الْمُرْسَلِينَ
- Ka nandositra aho satria natahotra anareo, avy eo dia nomen’ny Tompoko fahendrena aho, ary nataony ho anisan’ireo Iraka.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
19Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 19

Surah Ash-Shu'ara Andininy 19 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo dia nanao ny asa ratsy izay nataonao ianao,…

Surah Andininy 19/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 17–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers