Ash-Shu'ara · 209/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
ذِكْرَىٰ وَمَا كُنَّا ظَالِمِينَ ٢٠٩
Transliteration
Zikraa wa maa kunnaa zaalimeen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ho fampahatsiahivana ity, ary Izahay dia tsy mba mpanao ny tsy rariny.
Additional reference in Kiswahili
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
0:00
0:00
📜 Andininy 207-211 — Surah Ash-Shu'ara
207مَا أَغْنَىٰ عَنْهُم مَّا كَانُوا يُمَتَّعُونَ
Tsy nahavita na inona na inona amin’izy ireo, ireo fahafinaretana izay nomena azy ireo.
208وَمَا أَهْلَكْنَا مِن قَرْيَةٍ إِلَّا لَهَا مُنذِرُونَ
Ary tsy mandringana tanàna Izahay raha tsy efa nisy ireo mpampitandrina ao aminy.
209ذِكْرَىٰ وَمَا كُنَّا ظَالِمِينَ
Ho fampahatsiahivana ity, ary Izahay dia tsy mba mpanao ny tsy rariny.
210وَمَا تَنَزَّلَتْ بِهِ الشَّيَاطِينُ
Ary tsy mba ireo satana no nidina niaraka tamin’ity (Kor’any ity).
211وَمَا يَنبَغِي لَهُمْ وَمَا يَسْتَطِيعُونَ
Ary tsy mendrika ho azy ireo izany, no sady tsy manam-pahefana (amin’izany) izy ireo.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
209Andininy
Fandikana — Ash-Shu'ara 209
Surah Ash-Shu'ara Andininy 209 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho fampahatsiahivana ity, ary Izahay dia tsy mba mpanao ny…Surah Andininy 209/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 207–211. Dikany Malagasy: Kiswahili.
Surah Ash-Shu'ara
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Wednesday, September 30, 2026
Don't forget us in your sincere prayers


