Ash-Shu'ara · 55/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
وَإِنَّهُمْ لَنَا لَغَائِظُونَ ۝٥٥
Wa innahum lanaa laghaaa`izoon
📖 Dikany Malagasy
Nefa izy ireo dia mahatezitra anay.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 53-57 — Surah Ash-Shu'ara

53فَأَرْسَلَ فِرْعَوْنُ فِي الْمَدَائِنِ حَاشِرِينَ
Ka nandefa mpamory any amin’ireo tanàna i Faraona (hilaza hoe) :
54إِنَّ هَٰؤُلَاءِ لَشِرْذِمَةٌ قَلِيلُونَ
“Tena marina fa andian’olona vitsivitsy ihany izy ireny”.
55وَإِنَّهُمْ لَنَا لَغَائِظُونَ
Nefa izy ireo dia mahatezitra anay.
56وَإِنَّا لَجَمِيعٌ حَاذِرُونَ
Ary isika rehetra kosa dia fatra mpitandrina.
57فَأَخْرَجْنَاهُم مِّن جَنَّاتٍ وَعُيُونٍ
Ka navoakanay izy ireo avy tamin’ireo zaridaina sy ireo loharano.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
55Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 55

Surah Ash-Shu'ara Andininy 55 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nefa izy ireo dia mahatezitra anay.

Surah Andininy 55/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 53–57. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers