Ash-Shu'ara · 84/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَاجْعَل لِّي لِسَانَ صِدْقٍ فِي الْآخِرِينَ ۝٨٤
Waj`al lee lisaana sidqin fil aakhireen
📖 Dikany Malagasy
Omeo laza tsara aho amin’ireo taranaka amam-para any aoriana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 82-86 — Ash-Shu'ara

82وَالَّذِي أَطْمَعُ أَن يَغْفِرَ لِي خَطِيئَتِي يَوْمَ الدِّينِ
Ary Izy ilay irìko hamela ireo fahadisoako, amin’ny andro fanomezana ny valin’asa.
83رَبِّ هَبْ لِي حُكْمًا وَأَلْحِقْنِي بِالصَّالِحِينَ
Tompo ô ! Omeo fahendrena aho, ary ataovy miaraka amin’ireo olo-mendrika.
84وَاجْعَل لِّي لِسَانَ صِدْقٍ فِي الْآخِرِينَ
Omeo laza tsara aho amin’ireo taranaka amam-para any aoriana.
85وَاجْعَلْنِي مِن وَرَثَةِ جَنَّةِ النَّعِيمِ
Ary ataovy an’isan’ireo mpandova ny Paradisan’ny «Na’ìm» (fahafinaretana) aho.
86وَاغْفِرْ لِأَبِي إِنَّهُ كَانَ مِنَ الضَّالِّينَ
Ary mamelà ny heloky ny raiko, satria izy dia tena anisan’ireo very lalana.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
84Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 84

Surah Ash-Shu'ara Andininy 84 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Omeo laza tsara aho amin’ireo taranaka amam-para any aoriana.

Surah Andininy 84/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 82–86. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers