Ash-Shu'ara · 97/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
تَاللَّهِ إِن كُنَّا لَفِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ ۝٩٧
Tallaahi in kunnaa lafee dalaalim mubeen
📖 Dikany Malagasy
Mianiana amin’I Allah izahay fa tena ao anatin’ny fahaverezana miharihary tokoa.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 95-99 — Surah Ash-Shu'ara

95وَجُنُودُ إِبْلِيسَ أَجْمَعُونَ
Toy izany koa ireo miaramilan’i Iblisa rehetra.
96قَالُوا وَهُمْ فِيهَا يَخْتَصِمُونَ
Hiteny izy ireo ao, sady mifanditra :
97تَاللَّهِ إِن كُنَّا لَفِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Mianiana amin’I Allah izahay fa tena ao anatin’ny fahaverezana miharihary tokoa.
98إِذْ نُسَوِّيكُم بِرَبِّ الْعَالَمِينَ
Raha nampitovy anareo tamin’ny Tompon’izao Tontolo izao izahay !
99وَمَا أَضَلَّنَا إِلَّا الْمُجْرِمُونَ
Ary tsy nisy namery lalana anay afa-tsy ireo mpanao heloka bevava !
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
97Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 97

Surah Ash-Shu'ara Andininy 97 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mianiana amin’I Allah izahay fa tena ao anatin’ny fahaverezana miharihary…

Surah Andininy 97/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 95–99. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers