Ash-Shu'ara · 98/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
إِذْ نُسَوِّيكُم بِرَبِّ الْعَالَمِينَ ۝٩٨
Iz nusawweekum bi Rabbil `aalameen
📖 Dikany Malagasy
Raha nampitovy anareo tamin’ny Tompon’izao Tontolo izao izahay !
🎧 Henoy

📜 Andininy 96-100 — Ash-Shu'ara

96قَالُوا وَهُمْ فِيهَا يَخْتَصِمُونَ
Hiteny izy ireo ao, sady mifanditra :
97تَاللَّهِ إِن كُنَّا لَفِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Mianiana amin’I Allah izahay fa tena ao anatin’ny fahaverezana miharihary tokoa.
98إِذْ نُسَوِّيكُم بِرَبِّ الْعَالَمِينَ
Raha nampitovy anareo tamin’ny Tompon’izao Tontolo izao izahay !
99وَمَا أَضَلَّنَا إِلَّا الْمُجْرِمُونَ
Ary tsy nisy namery lalana anay afa-tsy ireo mpanao heloka bevava !
100فَمَا لَنَا مِن شَافِعِينَ
Ary tsy manana mpanelanelana izahay.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
98Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 98

Surah Ash-Shu'ara Andininy 98 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha nampitovy anareo tamin’ny Tompon’izao Tontolo izao izahay !

Surah Andininy 98/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 96–100. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers