Ash-Shu'ara · 96/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
قَالُوا وَهُمْ فِيهَا يَخْتَصِمُونَ ۝٩٦
Qaaloo wa hum feehaa yakkhtasimoon
📖 Dikany Malagasy
Hiteny izy ireo ao, sady mifanditra :

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 94-98 — Surah Ash-Shu'ara

94فَكُبْكِبُوا فِيهَا هُمْ وَالْغَاوُونَ
Ary hatsipy hifangaro ao izy ireo, sy ireo very lalana.
95وَجُنُودُ إِبْلِيسَ أَجْمَعُونَ
Toy izany koa ireo miaramilan’i Iblisa rehetra.
96قَالُوا وَهُمْ فِيهَا يَخْتَصِمُونَ
Hiteny izy ireo ao, sady mifanditra :
97تَاللَّهِ إِن كُنَّا لَفِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Mianiana amin’I Allah izahay fa tena ao anatin’ny fahaverezana miharihary tokoa.
98إِذْ نُسَوِّيكُم بِرَبِّ الْعَالَمِينَ
Raha nampitovy anareo tamin’ny Tompon’izao Tontolo izao izahay !
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
96Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 96

Surah Ash-Shu'ara Andininy 96 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hiteny izy ireo ao, sady mifanditra :

Surah Andininy 96/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 94–98. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers