Iloaran'i Imrana · 109/200
Fandikana Fanononana — Surah Iloaran'i Imrana
وَلِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۚ وَإِلَى اللَّهِ تُرْجَعُ الْأُمُورُ ۝١٠٩
Wa lillaahi maa fissamaawaati wa maa fil ard; wa ilal laahi turja;ul umoor
📖 Dikany Malagasy
Ary an’i Allah avokoa izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ety an-tany. Ary any amin’i Allah no hiverenan’ny zava-drehetra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 107-111 — Surah Iloaran'i Imrana

107وَأَمَّا الَّذِينَ ابْيَضَّتْ وُجُوهُهُمْ فَفِي رَحْمَةِ اللَّهِ هُمْ فِيهَا خَالِدُونَ
Fa ireo izay mazava kosa ny tarehiny, dia ao anatin’ny Indrafon’i Allah, ary hitoetra ao mandrakizay izy ireo.
108تِلْكَ آيَاتُ اللَّهِ نَتْلُوهَا عَلَيْكَ بِالْحَقِّ ۗ وَمَا اللَّهُ يُرِيدُ ظُلْمًا لِّلْعَالَمِينَ
Ireny no Fanambaran’i Allah, vakinay Aminao am-pahamarinana, ary tsy mitady hanao ny tsy rariny eo amin’izao tontolo izao mihitsy i Allah.
109وَلِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۚ وَإِلَى اللَّهِ تُرْجَعُ الْأُمُورُ
Ary an’i Allah avokoa izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ety an-tany. Ary any amin’i Allah no hiverenan’ny zava-drehetra.
110كُنتُمْ خَيْرَ أُمَّةٍ أُخْرِجَتْ لِلنَّاسِ تَأْمُرُونَ بِالْمَعْرُوفِ وَتَنْهَوْنَ عَنِ الْمُنكَرِ وَتُؤْمِنُونَ بِاللَّهِ ۗ وَلَوْ آمَنَ أَهْلُ الْكِتَابِ لَكَانَ خَيْرًا لَّهُم ۚ مِّنْهُمُ الْمُؤْمِنُونَ وَأَكْثَرُهُمُ الْفَاسِقُونَ
Ianareo no vahoaka mendrika indrindra navoaka ho an’ny Olombelona, handidy sy handrara amin’ny ratsy Ianareo, ary mino Allah. Raha nino ireo Olon’ny Boky, dia tsara tokoa ho azy ireo izany. Nisy tamin’izy ireo anefa no tena mpino, fa ny ankamaron’izy ireo kosa dia mpanao ratsy.
111لَن يَضُرُّوكُمْ إِلَّا أَذًى ۖ وَإِن يُقَاتِلُوكُمْ يُوَلُّوكُمُ الْأَدْبَارَ ثُمَّ لَا يُنصَرُونَ
Tsy hahavita ratsy mihitsy Aminareo izy ireo, afa-tsy ny fanelingelenana. Ary rehefa miady Aminareo izy ireo dia hitodi-damosina, avy eo dia tsy hisy hanavotra izy ireo.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
109Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 109

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 109 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary an’i Allah avokoa izay rehetra any amin’ireo lanitra sy…

Surah Andininy 109/200 — Surah Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Iloaran'i Imrana Henoy, Surah Iloaran'i Imrana Fandikana, Surah Iloaran'i Imrana mp3, Surah Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 107–111. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers