As-Saffat · 140/182
Fandikana Fanononana — Surah As-Saffat
إِذْ أَبَقَ إِلَى الْفُلْكِ الْمَشْحُونِ ١٤٠
Transliteration
Iz abaqa ilal fulkil mash hoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Rehefa nandositra tamin’ilay sambo feno izy
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 138-142 — Surah As-Saffat
138وَبِاللَّيْلِ ۗ أَفَلَا تَعْقِلُونَ
Sy amin’ny alina. Moa ve tsy mba misaina ianareo?
139وَإِنَّ يُونُسَ لَمِنَ الْمُرْسَلِينَ
Ary marina fa i Younouss (Jonasy) dia anisan’ireo iraka.
140إِذْ أَبَقَ إِلَى الْفُلْكِ الْمَشْحُونِ
Rehefa nandositra tamin’ilay sambo feno izy
141فَسَاهَمَ فَكَانَ مِنَ الْمُدْحَضِينَ
Dia nandray anjara tamin’ny ankitsapaka ka voatendry ho anisan’ny atsipy (anatin’ny ranomasina) izy.
142فَالْتَقَمَهُ الْحُوتُ وَهُوَ مُلِيمٌ
Ka natelin’ny trondro izy fa mendrika omena tsiny.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
140Andininy
Fandikana — As-Saffat 140
Surah As-Saffat Andininy 140 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Rehefa nandositra tamin’ilay sambo feno izySurah Andininy 140/182 — Surah As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah As-Saffat Henoy, Surah As-Saffat Fandikana, Surah As-Saffat mp3, Surah As-Saffat pdf. Andininy 138–142. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, September 8, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








