As-Saffat · 141/182
Fandikana Fanononana — Surah As-Saffat
فَسَاهَمَ فَكَانَ مِنَ الْمُدْحَضِينَ ۝١٤١
Fasaahama fakaana minal mudhadeen
📖 Dikany Malagasy
Dia nandray anjara tamin’ny ankitsapaka ka voatendry ho anisan’ny atsipy (anatin’ny ranomasina) izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 139-143 — Surah As-Saffat

139وَإِنَّ يُونُسَ لَمِنَ الْمُرْسَلِينَ
Ary marina fa i Younouss (Jonasy) dia anisan’ireo iraka.
140إِذْ أَبَقَ إِلَى الْفُلْكِ الْمَشْحُونِ
Rehefa nandositra tamin’ilay sambo feno izy
141فَسَاهَمَ فَكَانَ مِنَ الْمُدْحَضِينَ
Dia nandray anjara tamin’ny ankitsapaka ka voatendry ho anisan’ny atsipy (anatin’ny ranomasina) izy.
142فَالْتَقَمَهُ الْحُوتُ وَهُوَ مُلِيمٌ
Ka natelin’ny trondro izy fa mendrika omena tsiny.
143فَلَوْلَا أَنَّهُ كَانَ مِنَ الْمُسَبِّحِينَ
Raha tsy anisan’ireo mpidera ny voninahitr’i Allah izy
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
141Andininy

Fandikana — As-Saffat 141

Surah As-Saffat Andininy 141 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia nandray anjara tamin’ny ankitsapaka ka voatendry ho anisan’ny atsipy…

Surah Andininy 141/182 — Surah As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah As-Saffat Henoy, Surah As-Saffat Fandikana, Surah As-Saffat mp3, Surah As-Saffat pdf. Andininy 139–143. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers