Sady · 85/88
Fandikana Fanononana — Surah Sady
لَأَمْلَأَنَّ جَهَنَّمَ مِنكَ وَمِمَّن تَبِعَكَ مِنْهُمْ أَجْمَعِينَ ۝٨٥
La amla`annna Jahannama minka wa mimman tabi`aka minhum ajma`een
📖 Dikany Malagasy
Tena ho fenoiko anao ny Afobe (Djahannama) sy izay rehetra hanaraka anao amin’izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 83-87 — Surah Sady

83إِلَّا عِبَادَكَ مِنْهُمُ الْمُخْلَصِينَ
Afa-tsy ny mpanomponao voafidy amin’izy ireo .
84قَالَ فَالْحَقُّ وَالْحَقَّ أَقُولُ
Niteny izy (Allah) hoe : “ Tena marina ary ny marina no teneniko,
85لَأَمْلَأَنَّ جَهَنَّمَ مِنكَ وَمِمَّن تَبِعَكَ مِنْهُمْ أَجْمَعِينَ
Tena ho fenoiko anao ny Afobe (Djahannama) sy izay rehetra hanaraka anao amin’izy ireo.
86قُلْ مَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ وَمَا أَنَا مِنَ الْمُتَكَلِّفِينَ
Teneno :“ Tsy mangataka tambiny aminareo amin’izany aho; ary tsy anisan’ireo mpisandoka.
87إِنْ هُوَ إِلَّا ذِكْرٌ لِّلْعَالَمِينَ
Tsy inona akory ity faminaniana ity afa-tsy fampahatsiahivana an'izao tontolo izao
SadyFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
85Andininy

Fandikana — Sady 85

Surah Sady Andininy 85 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena ho fenoiko anao ny Afobe (Djahannama) sy izay rehetra…

Surah Andininy 85/88 — Surah Sady ص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Sady Henoy, Surah Sady Fandikana, Surah Sady mp3, Surah Sady pdf. Andininy 83–87. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers