An-Nisa · 132/176
Fandikana Fanononana — An-Nisa
وَلِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۚ وَكَفَىٰ بِاللَّهِ وَكِيلًا ١٣٢
Transliteration
Wa lillaahi maa fis samaawaati wa maa fil ard; wa kafaa billaahi Wakeelaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary an’I Allah irery ihany izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ety an-tany. Ary tena ampy ho Mpiantoka I Allah.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 130-134 — An-Nisa
130وَإِن يَتَفَرَّقَا يُغْنِ اللَّهُ كُلًّا مِّن سَعَتِهِ ۚ وَكَانَ اللَّهُ وَاسِعًا حَكِيمًا
Ary raha misaraka izy roa dia I Allah hanome ny tsirairay ny anjarany, nohon'ny Fahalalan-tanany, ary I Allah dia Mahalalan-tanana sy be Fahendrena.
131وَلِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۗ وَلَقَدْ وَصَّيْنَا الَّذِينَ أُوتُوا الْكِتَابَ مِن قَبْلِكُمْ وَإِيَّاكُمْ أَنِ اتَّقُوا اللَّهَ ۚ وَإِن تَكْفُرُوا فَإِنَّ لِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۚ وَكَانَ اللَّهُ غَنِيًّا حَمِيدًا
Ary an’I Allah irery ihany izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ety an-tany, ary efa nodidinay ireo nomena ny boky teo alohanareo sy ianareo koa hoe : “Matahora an’I Allah ianareo”. Ary raha tsy mino ianareo, tena marina fa an’I Allah irery ihany izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ety an-tany. Ary I Allah dia Mahavita tena sy Mendri-piderana tokoa.
132وَلِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۚ وَكَفَىٰ بِاللَّهِ وَكِيلًا
Ary an’I Allah irery ihany izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ety an-tany. Ary tena ampy ho Mpiantoka I Allah.
133إِن يَشَأْ يُذْهِبْكُمْ أَيُّهَا النَّاسُ وَيَأْتِ بِآخَرِينَ ۚ وَكَانَ اللَّهُ عَلَىٰ ذَٰلِكَ قَدِيرًا
Raha sitrak’I Allah dia ho foanany ianareo ry olombelona, ary soloiny olon-kafa. Ary Mahavita izany tokoa I Allah.
134مَّن كَانَ يُرِيدُ ثَوَابَ الدُّنْيَا فَعِندَ اللَّهِ ثَوَابُ الدُّنْيَا وَالْآخِرَةِ ۚ وَكَانَ اللَّهُ سَمِيعًا بَصِيرًا
N’iza n’iza maniry ny valisoa eto an-tany, dia any amin’I Allah no misy ny valisoa eto an-tany sy ny any ankoatra. Ary I Allah dia Maheno sy Mahita ny zava-drehetra!
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
132Andininy
Fandikana — An-Nisa 132
Surah An-Nisa Andininy 132 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary an’I Allah irery ihany izay rehetra any amin’ireo lanitra…Surah Andininy 132/176 — An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nisa Henoy, An-Nisa Fandikana, An-Nisa mp3, An-Nisa pdf. Andininy 130–134. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








