At-Toury · 31/49
Fandikana Fanononana — Surah At-Toury
قُلْ تَرَبَّصُوا فَإِنِّي مَعَكُم مِّنَ الْمُتَرَبِّصِينَ ۝٣١
Qul tarabbasoo fa innee ma`akum minal mutarabbiseen
📖 Dikany Malagasy
Ka lazao hoe : “ Miandrasa ianareo ! Fa isan’ny miandry miaraka aminareo aho ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 29-33 — Surah At-Toury

29فَذَكِّرْ فَمَا أَنتَ بِنِعْمَتِ رَبِّكَ بِكَاهِنٍ وَلَا مَجْنُونٍ
Ampahatsiarovy àry amin’ny alalan’ny fahasoavan’ny Tomponao, fa tsy mpisikidy ianao na adala.
30أَمْ يَقُولُونَ شَاعِرٌ نَّتَرَبَّصُ بِهِ رَيْبَ الْمَنُونِ
Na koa hiteny izy ireo hoe: “ Mpanao tononkalo ! Aoka handrasantsika ho azy ny kapokin'ny fahafatesana ”.
31قُلْ تَرَبَّصُوا فَإِنِّي مَعَكُم مِّنَ الْمُتَرَبِّصِينَ
Ka lazao hoe : “ Miandrasa ianareo ! Fa isan’ny miandry miaraka aminareo aho ”.
32أَمْ تَأْمُرُهُمْ أَحْلَامُهُم بِهَٰذَا ۚ أَمْ هُمْ قَوْمٌ طَاغُونَ
Ny sain’izy ireo va no mibaiko izany ? Sa olona mpanao ratsy tafahoatra izy ireo ?
33أَمْ يَقُولُونَ تَقَوَّلَهُ ۚ بَل لَّا يُؤْمِنُونَ
Na koa nilaza izy ireo hoe : “ Iza ihany no namorona izany ? ” .Tsia,saingy tsy mino izy ireo.
At-TouryFizahan-takila Koraña
49Andininy
MeccanRevelation
31Andininy

Fandikana — At-Toury 31

Surah At-Toury Andininy 31 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka lazao hoe : “ Miandrasa ianareo ! Fa isan’ny…

Surah Andininy 31/49 — Surah At-Toury الطور (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Toury Henoy, Surah At-Toury Fandikana, Surah At-Toury mp3, Surah At-Toury pdf. Andininy 29–33. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers