At-Toury · 42/49
Fandikana Fanononana — At-Toury
أَمْ يُرِيدُونَ كَيْدًا ۖ فَالَّذِينَ كَفَرُوا هُمُ الْمَكِيدُونَ ۝٤٢
Am yureedoona kaidan fallazeena kafaroo humul makeedoon
📖 Dikany Malagasy
Sa mitady hanao tetika va izy ireo ? Saingy izay tsy mino ihany no ho voan’ny tetika ataony.

🎧 Henoy


📜 Andininy 40-44 — At-Toury

40أَمْ تَسْأَلُهُمْ أَجْرًا فَهُم مِّن مَّغْرَمٍ مُّثْقَلُونَ
Sa mangataka tambiny amin’izy ireo va ianao, hany ka vesan-trosa maro izy ireo ?
41أَمْ عِندَهُمُ الْغَيْبُ فَهُمْ يَكْتُبُونَ
Sa mahafantatra ny zava-miafina va izy ireo, ka manao izany an-tsoratra ?
42أَمْ يُرِيدُونَ كَيْدًا ۖ فَالَّذِينَ كَفَرُوا هُمُ الْمَكِيدُونَ
Sa mitady hanao tetika va izy ireo ? Saingy izay tsy mino ihany no ho voan’ny tetika ataony.
43أَمْ لَهُمْ إِلَٰهٌ غَيْرُ اللَّهِ ۚ سُبْحَانَ اللَّهِ عَمَّا يُشْرِكُونَ
Sa manana andriamanitra hafa ankoatra an’I Allah va izy ireo ? Voninahitra anie ho an’I Allah, ary feno fahadiovana amin’izay natambatr’izy ireo Aminy izy !
44وَإِن يَرَوْا كِسْفًا مِّنَ السَّمَاءِ سَاقِطًا يَقُولُوا سَحَابٌ مَّرْكُومٌ
Raha mahita sombiny amin’ny lanitra milatsaka izy ireo, dia miteny hoe : “ Rahona mifanongoa izany ”.
At-TouryFizahan-takila Koraña
49Andininy
MeccanRevelation
42Andininy

Fandikana — At-Toury 42

Surah At-Toury Andininy 42 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sa mitady hanao tetika va izy ireo ? Saingy izay…

Surah Andininy 42/49 — At-Toury الطور (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Toury Henoy, At-Toury Fandikana, At-Toury mp3, At-Toury pdf. Andininy 40–44. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers