An-Najm · 10/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
فَأَوْحَىٰ إِلَىٰ عَبْدِهِ مَا أَوْحَىٰ ۝١٠
Fa awhaaa ilaa `abdihee maaa awhaa
📖 Dikany Malagasy
Nambarany tamin’ny mpanompony izay nambarany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 8-12 — Surah An-Najm

8ثُمَّ دَنَا فَتَدَلَّىٰ
Avy eo dia nanatona sy nidina ambanimbany kokoa izy.
9فَكَانَ قَابَ قَوْسَيْنِ أَوْ أَدْنَىٰ
Hatreo amin’izay tratran’ny zana-tsipika indroa, na akaiky kokoa noho izany.
10فَأَوْحَىٰ إِلَىٰ عَبْدِهِ مَا أَوْحَىٰ
Nambarany tamin’ny mpanompony izay nambarany.
11مَا كَذَبَ الْفُؤَادُ مَا رَأَىٰ
Tsy nandainga tamin’izay hitany ny fo.
12أَفَتُمَارُونَهُ عَلَىٰ مَا يَرَىٰ
Moa toherinareo amin’izay hitany va izy ?
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
10Andininy

Fandikana — An-Najm 10

Surah An-Najm Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nambarany tamin’ny mpanompony izay nambarany.

Surah Andininy 10/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers