An-Najm · 11/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
مَا كَذَبَ الْفُؤَادُ مَا رَأَىٰ ۝١١
Maa kazabal fu`aadu maa ra aa
📖 Dikany Malagasy
Tsy nandainga tamin’izay hitany ny fo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 9-13 — Surah An-Najm

9فَكَانَ قَابَ قَوْسَيْنِ أَوْ أَدْنَىٰ
Hatreo amin’izay tratran’ny zana-tsipika indroa, na akaiky kokoa noho izany.
10فَأَوْحَىٰ إِلَىٰ عَبْدِهِ مَا أَوْحَىٰ
Nambarany tamin’ny mpanompony izay nambarany.
11مَا كَذَبَ الْفُؤَادُ مَا رَأَىٰ
Tsy nandainga tamin’izay hitany ny fo.
12أَفَتُمَارُونَهُ عَلَىٰ مَا يَرَىٰ
Moa toherinareo amin’izay hitany va izy ?
13وَلَقَدْ رَآهُ نَزْلَةً أُخْرَىٰ
Efa hitany tamin’ny fidinana hafa koa anefa izy.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — An-Najm 11

Surah An-Najm Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy nandainga tamin’izay hitany ny fo.

Surah Andininy 11/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers