An-Najm · 52/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
وَقَوْمَ نُوحٍ مِّن قَبْلُ ۖ إِنَّهُمْ كَانُوا هُمْ أَظْلَمَ وَأَطْغَىٰ ۝٥٢
Wa qawma Noohim min qablu innahum kaanoo hum azlama wa atghaa
📖 Dikany Malagasy
Sy ny vahoakan’i Noa taloha, tena olon’ny tsy fahamarinana sy mpihoa-pefy tokoa izy ireo.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 50-54 — Surah An-Najm

50وَأَنَّهُ أَهْلَكَ عَادًا الْأُولَىٰ
Izy no nandringana ireo Aad taloha.
51وَثَمُودَ فَمَا أَبْقَىٰ
Toy izany koa ireo Tamod, ka nataony tsy nisy tavela.
52وَقَوْمَ نُوحٍ مِّن قَبْلُ ۖ إِنَّهُمْ كَانُوا هُمْ أَظْلَمَ وَأَطْغَىٰ
Sy ny vahoakan’i Noa taloha, tena olon’ny tsy fahamarinana sy mpihoa-pefy tokoa izy ireo.
53وَالْمُؤْتَفِكَةَ أَهْوَىٰ
Naringany toy izany koa ireo tanàna nivadika.
54فَغَشَّاهَا مَا غَشَّىٰ
ka nosaronany tamin’izay nanaronany azy.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
52Andininy

Fandikana — An-Najm 52

Surah An-Najm Andininy 52 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sy ny vahoakan’i Noa taloha, tena olon’ny tsy fahamarinana sy…

Surah Andininy 52/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 50–54. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers