Al-Qamar · 10/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
فَدَعَا رَبَّهُ أَنِّي مَغْلُوبٌ فَانتَصِرْ ۝١٠
Fada`aa Rabbahooo annee maghloobun fantasir
📖 Dikany Malagasy
Dia niantso ny Tompony izy hoe : “ Resy aho, ka apandreseo ! ”

🎧 Henoy


📜 Andininy 8-12 — Al-Qamar

8مُّهْطِعِينَ إِلَى الدَّاعِ ۖ يَقُولُ الْكَافِرُونَ هَٰذَا يَوْمٌ عَسِرٌ
Hihazakazaka, hanalava tenda mankany amin’ny mpiantso, ka hiteny ireo tsy mpino hoe : “Andro sarotra tokoa ity ”.
9۞ كَذَّبَتْ قَبْلَهُمْ قَوْمُ نُوحٍ فَكَذَّبُوا عَبْدَنَا وَقَالُوا مَجْنُونٌ وَازْدُجِرَ
Talohan’izy ireo, dia efa niampanga izany ho lainga ny vahoakan’i Noa, ka nolazainy ho mpandainga ny mpanomponay, ary hoy izy ireo : “ Adala izy io ! ”, ary dia voatosika izy.
10فَدَعَا رَبَّهُ أَنِّي مَغْلُوبٌ فَانتَصِرْ
Dia niantso ny Tompony izy hoe : “ Resy aho, ka apandreseo ! ”
11فَفَتَحْنَا أَبْوَابَ السَّمَاءِ بِمَاءٍ مُّنْهَمِرٍ
Dia nosokafanay ireo varavaran’ny lanitra, ho amin’ny ranon'oram-baratra
12وَفَجَّرْنَا الْأَرْضَ عُيُونًا فَالْتَقَى الْمَاءُ عَلَىٰ أَمْرٍ قَدْ قُدِرَ
Ary napoitranay avy amin'ny tany ireo loharano, ka nifanena ireo rano ireo araka ny fandaharana efa voafetra.
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
10Andininy

Fandikana — Al-Qamar 10

Surah Al-Qamar Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia niantso ny Tompony izy hoe : “ Resy aho,…

Surah Andininy 10/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers