Al-Qamar · 11/55
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qamar
فَفَتَحْنَا أَبْوَابَ السَّمَاءِ بِمَاءٍ مُّنْهَمِرٍ ١١
Transliteration
Fafatahnaaa abwaabas sa maaa`i bimaa`im munhamir
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Dia nosokafanay ireo varavaran’ny lanitra, ho amin’ny ranon'oram-baratra
Additional reference in Kiswahili
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
0:00
0:00
📜 Andininy 9-13 — Surah Al-Qamar
9۞ كَذَّبَتْ قَبْلَهُمْ قَوْمُ نُوحٍ فَكَذَّبُوا عَبْدَنَا وَقَالُوا مَجْنُونٌ وَازْدُجِرَ
Talohan’izy ireo, dia efa niampanga izany ho lainga ny vahoakan’i Noa, ka nolazainy ho mpandainga ny mpanomponay, ary hoy izy ireo : “ Adala izy io ! ”, ary dia voatosika izy.
10فَدَعَا رَبَّهُ أَنِّي مَغْلُوبٌ فَانتَصِرْ
Dia niantso ny Tompony izy hoe : “ Resy aho, ka apandreseo ! ”
11فَفَتَحْنَا أَبْوَابَ السَّمَاءِ بِمَاءٍ مُّنْهَمِرٍ
Dia nosokafanay ireo varavaran’ny lanitra, ho amin’ny ranon'oram-baratra
12وَفَجَّرْنَا الْأَرْضَ عُيُونًا فَالْتَقَى الْمَاءُ عَلَىٰ أَمْرٍ قَدْ قُدِرَ
Ary napoitranay avy amin'ny tany ireo loharano, ka nifanena ireo rano ireo araka ny fandaharana efa voafetra.
13وَحَمَلْنَاهُ عَلَىٰ ذَاتِ أَلْوَاحٍ وَدُسُرٍ
Dia noentinay tamin'ny zavatra vita amin’ny hazo, sy fantsika izy.
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
11Andininy
Fandikana — Al-Qamar 11
Surah Al-Qamar Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia nosokafanay ireo varavaran’ny lanitra, ho amin’ny ranon'oram-baratraSurah Andininy 11/55 — Surah Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qamar Henoy, Surah Al-Qamar Fandikana, Surah Al-Qamar mp3, Surah Al-Qamar pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.
Surah Al-Qamar
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 28, 2026
Don't forget us in your sincere prayers


