Al-Qamar · 6/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
فَتَوَلَّ عَنْهُمْ ۘ يَوْمَ يَدْعُ الدَّاعِ إِلَىٰ شَيْءٍ نُّكُرٍ ۝٦
Fatawalla `anhum; yawma yad`ud daa`i ilaa shai `in nukur
📖 Dikany Malagasy
Mialà amin’izy ireo ianao. Ny andro hiantsoan’ny mpiantso ho any amin’ny zavatra mampihoron-koditra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 4-8 — Al-Qamar

4وَلَقَدْ جَاءَهُم مِّنَ الْأَنبَاءِ مَا فِيهِ مُزْدَجَرٌ
Nahazo vaovao izay nampitandrina azy anefa izy ireo.
5حِكْمَةٌ بَالِغَةٌ ۖ فَمَا تُغْنِ النُّذُرُ
Fahendrena tonga lafatra. Saingy tsy misy ilan’izy ireo ny fampitandremana.
6فَتَوَلَّ عَنْهُمْ ۘ يَوْمَ يَدْعُ الدَّاعِ إِلَىٰ شَيْءٍ نُّكُرٍ
Mialà amin’izy ireo ianao. Ny andro hiantsoan’ny mpiantso ho any amin’ny zavatra mampihoron-koditra.
7خُشَّعًا أَبْصَارُهُمْ يَخْرُجُونَ مِنَ الْأَجْدَاثِ كَأَنَّهُمْ جَرَادٌ مُّنتَشِرٌ
Hivoaka avy any am-pasana izy ireo, hiondri-pijery; toy ny valala miparitaka.
8مُّهْطِعِينَ إِلَى الدَّاعِ ۖ يَقُولُ الْكَافِرُونَ هَٰذَا يَوْمٌ عَسِرٌ
Hihazakazaka, hanalava tenda mankany amin’ny mpiantso, ka hiteny ireo tsy mpino hoe : “Andro sarotra tokoa ity ”.
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-Qamar 6

Surah Al-Qamar Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mialà amin’izy ireo ianao. Ny andro hiantsoan’ny mpiantso ho any…

Surah Andininy 6/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers